Top 10 similar words or synonyms for sovietika

fanjakana    0.875664

mahaleotena    0.853210

mpitondra    0.847199

zanatany    0.845838

nahazo    0.845527

varotra    0.843808

voalohan    0.843204

noforonina    0.843150

tafika    0.841764

rajoelina    0.841599

Top 30 analogous words or synonyms for sovietika

Article Example
Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika Ny Firaisan'ny repoblika sosialista sovietika (FRSS), na Firaisana Sovietika (amin'ny fiteny rosy : Союз Советских Социалистических Республик izay manana dikan-tsoratra "Soyuz Sovietskikh Sotsialistichestikh Respublik") dia Fanjakana federaly, ahitana repoblika sosialista sovietika 15, izay nisy nanomboka tamin'ny 30 Desambra 1922 hatramin'ny fanjavonany tamin'ny 26 Desambra 1991. Moskoa no renivohitra.
Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika Iray ampahaenin'ny velarantany manontolon'ny tany maina ilay firenena izay firenena nidadasika indrindra teto amin'izao tontolo izao. Nandova ny tanin'ny empira rosy izy, afatsy i Finlandy ary Polonia izay lasa firenena mahaleotena taorian'ny ady an-trano rosy tamin'ny 1918 hatramin'ny 1921.
Ady Lehibe Faharoa Araka ny fianarahana alemanina-sovietika foana dia nanafika ary nanjakana ireo irenena baltika ny firaisana sovietika.
Ady Lehibe Faharoa Notafihan'ny Alemanina ny 1 Septambra 1939 tamin'ny 4h45 i Polonia. Tamin'ny 17 Septambra 1939, araka ny fifanarahana miavina nataon'i Molotov sy Ribbentrop (fifanarahana alemanina-sovietika) dia manafika ny lafy atsinanan'i Polonia ny tafika sovietika. Rakotra tanteraka ny tafika poloney.
Mikhail Golant Mikhail Golant dia injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika, Rosia teraka ny 3 Febroary 1923 tao Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika ary maty ny 7 Febroary 2001