Top 10 similar words or synonyms for noforonina

nandray    0.875782

niasa    0.873131

nivoaka    0.869592

nahazo    0.846613

sovietika    0.843150

taloha    0.839667

nosoratana    0.836882

niaraka    0.831185

mpitondra    0.831007

navoaka    0.822851

Top 30 analogous words or synonyms for noforonina

Article Example
Fiteny foronina Ny fiteny noforonina sasany, toa ny loglan na ny lojban, dia noforonina mba hampihatra ireo teôria ara-piteny toy ny fiheveran'i Sapir-Whorf, araka ny hoe maneho izao tontolo izao ny fiteny.
AINA NIRINA Nefa misy soratro : tantara noforonina sy zavatra tsy nisy,
MediaWiki Ny lasitra kosa (:) nony noforonina dia afaka ampiasaina:
Ipernity Ny Ipernity dia tetikasa iray noforonina tamin'ny taona 2005 nataon'ny frantsay roa programmers:
Abogida Afaka aseho amin'ny alàlana abidy iray noforonina ny fomba fandehanan'ny abogida :
Yogoslavia Yogoslavia noforonina ho toy ny fanjakana tamin'ny 1 desambra 1918 , ary ny anarany Fanjakan ' Serba, Kroaty ary Slovenes.
Fiteny foronina Ny atao hoe fiteny foronina dia fiteny noforonin'ny olona iray na maro ao anatin'ny fe-potoana fohy, izay samihafa amin'ny fiforonan'ny fiteny natoraly izay tsy nilana olona mamorona azy. Anefa ny fiteny, na natoraly na noforonina, dia noforonin'ny olombelona foana, ka mety sarotra tsindraindray ny manafefy ny fiteny noforonina ary ny fiteny izay lazaina fa "natoraly".
Fiteny C Ny fiteny C dia fiteny soratana hanamboarana ny rindrankajy noforonina tamin'ny taona 1970 miaraka amin'ny Unix, ny C no fiteny ampiasaina indrindra tamin'izany fotoana izany. Misy fiteny maromaro maoderina kokoa noforonina toy ny C++, ny Java sy ny PHP, mandika ny endrik'i C.
Fiteny C Natao mba ho fohy ny rafi-pehezantenin'i C. Nampitahaina tamin'ny fiteny Pascal, fiteny anamboarana rindrankajy noforonina tamin'ny taona 70. Io ny tao fananovanana :
Ipernity Ny tetikasa dia noforonina tamin'ny fanampiana ny teknolojia vaovao mba hamela na iza na iza foana ny fitaovana avy amin'ny digital fiainana maharitra amin'ny toerana iray.