Top 10 similar words or synonyms for rajoelina

andry    0.886581

rainilaiarivony    0.867562

rasoherina    0.860163

frss    0.855127

tafika    0.851902

nametraka    0.849629

andriamanelo    0.848807

nomen    0.843491

hitantana    0.841889

sovietika    0.841599

Top 30 analogous words or synonyms for rajoelina

Article Example
Rajoelina Andry Araka ny filohan'ny tetezamia dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika ny lalàna na firenena". Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana (izay voasazin'ny asa an-terivozona mandrapahafaty).
Rajoelina Andry Nilaza izy ny tsy hirotsaka ho kandidà amin'ny fifidianana filoham-pirenena 2013, aloha ny fivadi-keviny tamin'ny tamin'ny 3 Mey 2013. Saingy noteren'ny fianakaviambe hanesotra ny firotsahany hofidiana, niaraka tamin'd'Ramatoa Lalao Ravalomanana, sy Andriamatoa Ratsiraka Didier Ignace
Rajoelina Andry Ny 17 Martsa 2009, lasa filoha avon'ny tetezamitan'ny Repoblikan'i Madagasikara i Andry Rajoelina ary nanasonia ny "ordonnance faha-2009-003" izay nametraka ny Fitondrana Avon'ny Tetezamita (FAT) ary ny famoana ny Antenimieram-pirenena izay voafidin'ny vahoaka. Nanaiky ary nanamarika izany fifindram-pahefana izany ny "Haute Cour Constitutionnelle".
Rajoelina Andry Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny Fahefana Avon'ny Tetezamita (FAT na HAT). Arak'ireo izay tsy momba azy ihany koa anefa dia lazaina fa betsaka ireo olona izay maty noho izy ary betsaka ireo olon-dratsy izay nivoaka ny fonja noho izy. Ary na dia nilaza aza izy fa tsy izany no antony namoahany ny NOTAM ("Filazana ho an'ireo mpamily fiaramanidina"), heverin'ireo mpanohitra azy ihany koa fa noho izy no tsy nahafahan'ny filoha taloha Marc Ravalomanana tonga tao Madagasikara ny volana Janoary 2012
Rajoelina Andry Izy no ben'ny tanànan'Antananarivo nanomboka ny 12 desambra hatramin'ny 3 febroary 2009 mialohan'ny nametrahany ny fahefana ho an-dRamatoa Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an'i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an'i Rajoelina.