Top 10 similar words or synonyms for tafika

fanjakana    0.897568

andry    0.878029

tonga    0.867410

nahazo    0.863516

talohan    0.862179

lasa    0.861903

rainilaiarivony    0.859428

nitondra    0.854283

taorian    0.852030

imerina    0.851928

Top 30 analogous words or synonyms for tafika

Article Example
Tafika Ny tafika dia ny anjara firenena iray ny tafika Izay miady amin'ny tany. Ny olona any amin'ny tafika dia antsoina hoe miaramila . Maro ankehitriny-manana fiara tafika Izay fiara mifono vy, fiaramanidina, ary ny angidimby mba hanampiana ny miaramila hiady amin'ny tany.
India Fifandraisana amin'ny any ivelany ary tafika
Korana 18-Dia, ny tafika ny Pharaoh sy an’ny Thamoud izany.
Novely Zelandy Ny hery fiarovana neozelandey ("New Zealand Defence Force", "Te Ope Kaatua o Aotearoa") dia ahitana ny Tafika An-tany, Tafika an-kabakaba-panjakan'i Novely Zelandy; ary ny Tafika an-dranomasim-panjakan'i Novely Zelandy. Ny mitondra izy io dia ny Sefon'ny Hery Fiarovana
Sikorsky H-19 Ny Sikorsky H-19 (fantatra ihany koa amin'ny maha - S-55) nisy angidimby multi-andraikitry ny Tafika Amerikana. Naorina koa ny teo ambanin'ny fahazoan-dàlana amin'ny Westland Fiaramanidina toy ny Westland tafio-drivotra any angletera. Ny dikan ' ny U. s. Ny tafika an-dranomasina sy ny U. s. morontsiraka Mpiambina antsoina hoe HO4S, raha mifanaraka amin'izany ianao.s. Tafika an-dranomasin'i toy ny ORA.
Ady Lehibe Faharoa Notafihan'ny Alemanina ny 1 Septambra 1939 tamin'ny 4h45 i Polonia. Tamin'ny 17 Septambra 1939, araka ny fifanarahana miavina nataon'i Molotov sy Ribbentrop (fifanarahana alemanina-sovietika) dia manafika ny lafy atsinanan'i Polonia ny tafika sovietika. Rakotra tanteraka ny tafika poloney.
Etazonia dia tsy nahitana fifandonana ara-tafika fa donan-kevitra no nisy
Rainilaiarivony Rehefa mby hanongana an'i Radama dia nilaza an'i Lambert i Rainivoninahitriniony fa mety tsy ho tohanan'ny tafika izy, ka tokony hajanona ilay tetika. Ny iray amin'ireo mpitondra tafika dia nino fa nisy namadika tao ka nihevitra ny hiala maina tamin'ny alalan'ny fitoriana azy ireo amin'ny mpanjaka. Ny nataon'ny mpanjaka dia nandroaka ny vazaha ary nanatangena ny mpitondra tafika Merina izay nilona tanatin'ilay tetika. Tsy nanatangena an'i Radama, Rainilaiarivony sy ny rahalahiny ny mpanjaka, satria mbola natoky azy ireo ny mpanjakavavy nandrapahafaty azy.
The Pentagon Nanomboka niasa tamin'ny taona 1943,izy io no isan'ny mariky ny tanjaky ny Etazonia eo amin'ny lafiny ara-tafika.
Madagasikara Naverina niaraka tamin’ny fahaleovantenan’i Madagasikara tamin’i Frantsa ny fahaleovan-tenan’ny taika malagasy izay nahitana ny tafika an-dranomasina, ny tafika an-kabakabaka, ary ny tafika an-tany. Nanomboka izany fotoana izany dia tsy niaty tamina firenena hafa intsony i Madagasikara na tao anaty na tany ivelan’ny sisintany, fa efa niditra an-tsehatra ihany izy io indraindra tamin’ny famerenana ny filaminana amin’ny fotoan-pikorontanana ara-politika. Tamin’ny fotoan’ny Repoblika Faharoa dia tsy maintsy miditra ho miaramila ny olom-pirenena na lahy na vavy. Naharitra nandriry ny 15 taona izany lalàna izany (1976-1991). Ny minnisitry ny atitany no mitanana ny tafika ary mijanona ho tsy manohana an’iza na iza foana izy io nandritry ny krizy politika, toa ny nanritra ny fifanandrinan’i Ratsiraka sy Ravalomanana taorian’ny fifidianana tamin’ny 2001. Tapaka tamin’ny 2009 izany fomba izany rehefa nivadika ho hanohana an’i Andry Rajoelina ben’ny tanànan’i Antananarivo ny ampahan’ny tafika an-tany.