Top 10 similar words or synonyms for rahona

voankazo    0.774012

orana    0.773607

miverina    0.752221

mandalo    0.752148

fotsy    0.747768

varimbazaha    0.747633

tamil    0.745388

aseho    0.741233

miady    0.740807

kontinenta    0.737189

Top 30 analogous words or synonyms for rahona

Article Example
Rahona Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin'ny lanitra. Voatazon'ny gravité eto an-tany ny rahona mba tsy handositra any amin'ny habakabaka. Ny nefolojia (nephology), fandinihana rahona, dia ratsana hafan'ny toetr'andro.
Altostratus Ny rahona altostratus dia rahona ao amin'ny sokajin'ny rahona anivo. Ny haambon'ny altostratus dia misy 2400-6000 metatra eo ho eo. Ny Altostratus dia rahona mazavazava kokoa nohon'ny nimbostratus ary maizimaizina kokoa nohon'ny cirrostratus. Miampita ny Altostratus ny hazavan'ny masoandro, ary mandrakotra ny lanitra rehetra izy ireny matetika. Mitovy endrika amin'ny rahona stratus ny altostratus.
Isaia 8 Iza moa ireto manidina tahaka ny rahona ary tahaka ny voromailala ho amin'ny varavarankeliny?
Cumulus Ny cumulus dia rahona manana endrika ho azy manokana ary mora fantatra. Manana endrikana soflera izy, ny fanononana ara-tononkalony dia « ondry mandrahona »
Altostratus Mety misy orana vitsivitsy avy amin'ny altostratus. Sainga virga ny karazan-orana milatsaka, indrindra any amina toerana maina. Eny amin'ny haambo anivo koa izy ireny, fa mety eny ambanimbany kokoa nohon'ny haambo tokony misy azy ny altostratus noho ny hatsiaka ; rehefa mangatsiaka ny andro, dia mety oram-panala na na orana tsotra ny mety milatsaka avy amina altostratus. Ny orana dia misy noho ny lanjan'ilay rahona. Rehefa tafidina ambanimbany kokoa ny rahona, tsy hita intsony ny masoandro.