Top 10 similar words or synonyms for fotsy

manga    0.888339

feno    0.879568

mainty    0.858147

malalaka    0.856016

lanja    0.854956

fahaizana    0.853023

ahafahana    0.852344

lamba    0.852196

foana    0.851588

landy    0.846204

Top 30 analogous words or synonyms for fotsy

Article Example
Kintana sahozanina fotsy Ny kintana sahozanina fotsy dia ny sisa tavelan avo hakitroka avy amin'ny fivoaran'ny kintana manana lanja hatramin'ny lanjamasoandro 8. Ny sahozanina fotsy dia tsy itrangan'ny fiota termôniokleary tahaka ny amin'ny kintana tsotra intsony. Na dia izan aza, dia manam-pana avo foana ilay izy mandritry ny fotoana lava, izay mahatonga azy ho omena anarana hoe sahozanina fotsy.
Kintana sahozanina fotsy Ny lanjan'ny kintana sahozanina fotsy dia kely noho ny lanjan'ny Masoandro fa manana hadiry mitovy amin'ny Tany. Ny hakitroky ny zavatra manorina ny sahozanina fotsy dia akaikin'ny 1.000.000kg/cm³ any ho any. Ny manorina ireo sahozanina fotsy dia karbônina ary ôksizenina.
Fetran'i Chandrasekhar Ny sahozanina fotsy manana anja lehibe noho ny fetra dia iharan’ny firodanana ara-tsintona izay mampahalasa azy ireo ho lavaka mainty na kintana netirônina. Mijanona ho sahozanina fotsy ny kintana manana lanja latsak’io fetra io.
Ronono Ny ronono dia ranoka fotsy, ny misy ao anatiny dia mety samihafa kely arakaraky ny karazana biby mampinono.
Ronono Ny ronono dia sakafo ranoka miloko fotsy amboarin'ny biby mampinono vavy. Ny ronono dia vokarin'ny fandranoka ao anatin'ny nono.