Top 10 similar words or synonyms for varimbazaha

aingam    0.865651

fisarahana    0.836171

tonony    0.830024

avoakan    0.825020

nofy    0.821405

fahendrena    0.819254

tiako    0.818306

fanavaozana    0.815829

avelao    0.814824

miezaka    0.813322

Top 30 analogous words or synonyms for varimbazaha

Article Example
Vola Misy mpiompy iray miompy bengy ary mila varimbazaha izy mba hanao mofo. Ilay mpamboly varimbazaha dia tsy mila bengy ary noho izany tsy dia misy tombontsoa betsaka ilay fifanakalozana noho ilay mpamboly varimbazaha tsy mila bengy.
Vola Amin'ny farany, raha te-hahazo varimbazaha ilay mpiompy, dia tsy maintsy manakalo ny benginy any amin'ny mpamboly izy, izay ilay mpamboly mila fitaovana vao afaka manakalo amin'ilay mpanefy.
Vary Tsy mety ampiasaina amin'ny vary ny milina toy ny "moissonneuse" fampiasa amin'ny voly hafa toy ny varimbazaha.
Vola Mila bengy ho atao sakafo ny mpanefy, kanefa ny tsy mila fitaovana amboarin'ny mpanefy ny mpiompy bengy, fa ny mpamboly varimbazaha no tena mila ny fitaovana amboarin'ny mpanefy.
Fambolena Tropikaly Ny “Revolisiona Maitso” dia anarana nomena ny tetikasa fanatsarana fambolena mahomby indrindrina hatramin’izao any amin’ny tany tropikaly. Ny tanjony dia ny manatsara katsaka, vary sy karazana varimbazaha amin’ny fomba fampitomboana ny voly vokarina amin’ny alalan’ny masomboly ampiasaina.