Top 10 similar words or synonyms for orana

rivotra    0.840700

alina    0.830490

aminy    0.829811

mandalo    0.827735

arivo    0.823213

drano    0.816417

fiovana    0.815120

maitso    0.806050

maina    0.805484

isaky    0.805067

Top 30 analogous words or synonyms for orana

Article Example
Orana Raha mivaingana ny rano milatsaka avy eny amin'ny habakabaka dia atao hoe havandra sy orampanala.
Orana Ny orana dia rano milatsaka avy amin'ny rahona eny aminy habakabaka, eto an-tany, ny orana dia vokatry ny fiandon'ny evokan'ny rahona rehefa mihamangatsiaka ny andro. Ny orana dia loharano voalohany ho an'ny ankabeazan'ny tany, satria manome toetra tsara ipetrahan'ny zava-misy sy ny zava-manan'aina (biby sy zava-maniry). Saingy tsy tonga eto an-tany eto ny orana rehetra, miverina any an-dranomasina ny 80 isan-jaton'ny orana latsaka. Ho an'ny orana tsy milatsaka eny an-dranomasina, misy zava-mitranga tenenina hoe « virga » amin'ny teny anglisy, ny virga dia orana tsy milatsaka amin'ny tany fa orana lasa evoka alohan'ny fahatongavany eto an-tany. Any amin'ny tany mafana no tena misy izany fisehoana izany.
Orana Misy karazany ny orana: ny erika izay orana madinika mifafy amin'ny vanin-taona mangatsiaka (ririnina); ny orapiso izay orana kely tsy mahalena tany na tsy nanorika; ny orambaratra, orana mivatravatra avy amin'ny vanin-taona mafana na fotoam-pahavaratra, ny orambatravatra izay orana manila fihavy ny lohataona.
Altostratus Mety misy orana vitsivitsy avy amin'ny altostratus. Sainga virga ny karazan-orana milatsaka, indrindra any amina toerana maina. Eny amin'ny haambo anivo koa izy ireny, fa mety eny ambanimbany kokoa nohon'ny haambo tokony misy azy ny altostratus noho ny hatsiaka ; rehefa mangatsiaka ny andro, dia mety oram-panala na na orana tsotra ny mety milatsaka avy amina altostratus. Ny orana dia misy noho ny lanjan'ilay rahona. Rehefa tafidina ambanimbany kokoa ny rahona, tsy hita intsony ny masoandro.
Fambolena Tropikaly Matetika ny tany amin’ny tany tropikaly be orana dia be asidra sy kely mineraly; vetivety ny fihoton’ny zavatra organika satria mafana ny maripana, lena foana ny tany, sy mando ny rivotra. Be orana, ary indrindraindrindra ny orana varatraza, izay manala ny mineraly ao anatin’ny tany.