Top 10 similar words or synonyms for taloha

romana    0.891136

vao    0.884665

fanjakan    0.871326

farany    0.868051

fanjakana    0.867424

vaovao    0.867291

imerina    0.864572

anjara    0.860774

ankehitriny    0.860080

governemanta    0.859556

Top 30 analogous words or synonyms for taloha

Article Example
Testamenta Taloha Ho an'ny Kristiana, ny Baiboly dia fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.
Testamenta Taloha Ny bokin'ny Mpaminany dia misy sokajy roa, dia ny ireo bokin'ny mpaminany lehibe sy ny mpaminany madinika.
Testamenta Taloha Ireo boky fanampiny ao amin'ny Baiboly Katolika no ataon'ny Katolika hoe Deoterokanonika ("kanona faharoa") na ny Protestanta hoe Apokrifa ("miafina"). Ireo boky ireo dia tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo sy Protestanta. Manampy azy ireo ny toko fanampiny amin'ny "Estera" sy "Daniela".
Testamenta Taloha Ny bokim-pahamasinana, atao hoe koa Hagiografa, dia "Joba", "Salamo", "Ohabolana", "Mpitoriteny", ary "Tononkiran'i Solomona". Ny Baiboly Katolika dia mbola ahitana ny "Fahendren'i Solomona" sy ny "Ekleziastika" (na "Sirasida") izay boky deoterokanonika na apokrifa.
Testamenta Taloha Ny andian-teny hoe Testamenta Taloha dia fandikana sy fanagasiana ny teny latina hoe "Vetus Testementum". Io andian-teny io indray dia fandikàna ny teny grika hoe "Παλαιὰ Διαθήκη" / "Palaià Diathêkê." Ny hoe "palaià" (grika) sy ny hoe "vetus" (latina) dia samy azo adika hoe "antitra", "taloha" na "tranainy" ary ny hoe "testamentum" (latina) na "diathêkê" (grika) dia midika hoe "fanakena", "fifanarahana", "fanekem-pihavanana". Ny Testamenta Taloha izany dia ny Baibolin'ny Jiosy na Jody, izay antsoiny hoe "Tanakh" na "Thanak".