Top 10 similar words or synonyms for imerina

merina    0.906921

taty    0.905659

mpanjakan    0.899211

aoriana    0.895925

ralambo    0.895860

fanjakan    0.894795

zanak    0.893920

nisy    0.893573

rabiby    0.893064

tonga    0.892972

Top 30 analogous words or synonyms for imerina

Article Example
Imerina-Ambaniandro Raha sendra nitaninandro teo ambony vato eo ambony atsimo ivelankady amin'ny vohitr'Ambohidrabiby hono i Ralambo ka nanao fanorona tamin'Andriandoriamanjaka iray mpanolotsainy dia nangingina tsy nahitanteny be ihany izy. Dia nihevitra ilay Andriandoriamanjaka sao efa ho resy ampanorona no mampangingina an-i Ralambo ka somary natsafainy sao mafanafana ny Andriana fa nanevika ny masoandro na dia efa mody hariva ihany. Fetsy anefa hono i Ralambo ka nolazainy fa ny mijery ny fidadasiky ny fanjakany no mampanerinerina azy.Avo rahateo moa ilay toerana nitaniany andro ka tapaka teo ny heviny fa "Imerina ( izany hoe mampanerinerina)" no ataony anaran'ny faritry ny fanjakany ary ny vahoakany tsy ankanavaka, na andriana na hova na andevo dia antsoiny hoe "ambaniandro" fa izy Ralambo ihany no "amboniandro". Dia izany no niatombohan'ny fitenenana hoe "Imerina-Ambaniandro" fa talohan'izany dia "Ankova" no anaran'ny faritra ary "hova" no anaran'ny mponina nonina taty anivon'ny riaka.
Imerina-Ambaniandro Nihalehibe hatrany hono ny fanjakan'i Ralambo ary ireo mpanjaka nandimby azy moa dia nanao ho toy ny fanilo mihintsy io teny hoe "Imerina" io ka isaiky ny nisy vohitra resiny dia satriny ny nanisy hoe " Imerina" amin'ny anaran'ireny vohitra ireny, indrindra raha fandresena lehibe izany. Ohatra amin'izany, Imerikasinina ( satria resin'i Ralambo i Andrianafovaratra mpanjaka teo ka nametraka i Ralambo fa manomboka hatreo dia Imerina no hasinina), Imerinafovoany (fa vazimba no teo ka nihitatra hatreo ny fanjakan'i Ralambo), Imerimandroso (nanohitra ny mponina teo nefa hono tsy mahazo mihemotra Imerina fa tsy maintsy mandroso), Imeritsiadino (na lavitra aza hono Imerina dia tsy azo hadinoina), Imerinavaratra (amin'ny faritr'i Fandriana); Imerin'Imady (nanohitra an'i Radama I ny betsileo tao Imady ka tsy namelan'i Radama I raha tsy babony ary nisy kosa nilaza fa maro tamin'ny Merina no nitsoaka fanompoana ka nanorim-ponena ao Imady, saingy tsy hadinony hatrany Imerina), Imeritsiafindra, Imerintsiatosika, sns...
Imerina Imady Ny anjaran'ny tantsaha mampiasa zezika simika dia >75%.
Imerina Imady Ny entana lafo vidy indrindra dia mangahazo.
Imerina Imady 12 no isan'ny ombivavy be ronono.