Top 10 similar words or synonyms for narary

napetrak    0.869197

nafenina    0.865377

andriampirokana    0.855836

rasendrasoa    0.844760

hitady    0.844109

tato    0.841520

album    0.839400

betsileo    0.832332

rasoherina    0.830294

mpanjakavavy    0.828540

Top 30 analogous words or synonyms for narary

Article Example
Tantaran'i Madagasikara Rehefa narary nandritra ny fotoana lavalava ny Mpanjakavavy Rasoaherina dia niamboho tamin'ny 1 aprily 1868.
Andriatompokoindrindra Manaporofo io firazanana Zanakandriana an'Andriatompokoindrindra io, ny lovantsofina dia mitàna fa nanaovan-dRalambo fitsapana i Andriatompokoindrindra sy Andrianjaka, ny amin'izay handimby azy. Nody nanao narary hono i Ralambo ary mody nanao hoe tamy hanafika azy ny fahavalo. Ireo zanak'i Ralambo hafa rehetra anefa dia tsy mba nanaovana io fitsapana io.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Notantarain’i Rosie ny diany sy ny fahamarinana vaovao vao azony ny rehetra ka gaga. Narary i Alice rahavaviny ka nanoro hevitra azy hamonjy ny toerana avo tany La Réunion ny dokotera . Dia lasa tany izy mirahavavy ka nitory tany sady nitsabo tena, Dia tafiditra tao ny hafatra.
Andriandoriamanjaka Nisy fotoana narary mafy ny mpanjaka Rabiby teo Ambohidrabiby ary naika maty mihintsy nefa dia tsy norahirahian'ireo zanany izy. Fa ireo zanak'i Rabefaravolamanjaka no nikarakara sy nahasitrana azy. Koa rehefa sitrana i Rabiby dia hoy ny teniny mantsy ireo zanak'i Rabefaravolamanjaka ireo: " Tsy mba zafiko ianareo fa toy ny zanako naterako, fa ny zanako tsy nahavita izay vitanareo".
Rabiby Nisy fotoana narary mafy i Rabiby, ka ny zanak'i Rabefaravolamanjaka tamin'Andrianamboninolona no tena nikarakara azy, mihoatra noho ireo zanany naterany. Noraisin-dRabiby ho toy ny zanany mihintsy ny tera-dRabefaravolamanjaka, ka rehefa tratra antitra i Rabiby dia ireo taranak'i Rabefaravolamanjaka, atao hoe Andriandoriamanjaka, ireo no nokasainy hampanjakainy. Tsy nanaiky anefa ireo zanak'i Rabefaravolamanjaka ireo koa ny zanak'i Randapavola, atao hoe Ralambo, no nampanjakainy.