Top 10 similar words or synonyms for rasoherina

mpanjakavavy    0.895747

radama    0.883877

nanandrana    0.881152

rainilaiarivony    0.878221

namono    0.877437

niteraka    0.872275

raibeny    0.871467

resy    0.868235

andriamanelo    0.864848

rasendrasoa    0.862555

Top 30 analogous words or synonyms for rasoherina

Article Example
Tantaran'i Madagasikara 12-Rasoherina (1863->1868)
FJKM Tranovato Ambatonakanga Ny fiangonana amin'ny maha-tranovato azy kosa dia naorin'i James Sibree ary notokanan'ny mpanjaka Rasoherina ny 22 janoary 1867
Rainilaiarivony Nanery an'i Rainilaiarivony haka ny toeran'ny rahalahiny Praiminisitra ireo havany mba hampitsahatra ny henatra entin'i Rainivoninahitrininony amin'ny fianankaviany. Rehefa nandanjalanja ilay hevitra i Rainilaiarivony dia nanatona an'i Rasoherina miaraka amin'ilay soso-kevitra. Nanaiky ny mpanjakavavy ary nanampy azy tamin'ny fahazoana ny fanohanan'ireo Andriana tao amin'ny lapa. Tamin'ny 14 Jolay 1864 na herintaona kely taorian'ilay fanonganana dia nandroaka an'i Rainivoninahitrininony sady nisara-bady taminy i Rasoherina ary nanao sesitany tamin'ny taona nanaraka. Voatendry ho Praiminisitra i Rainilaiarivony. Raikitra ny fifanarahana ary naka an'i Rasoherina ho vadiny i Rainilaiarivony ary nanatsontsorika ny vadiny Rasoanalina ho vady faharoa. Nambarany tamin'ny namany – rehefa mby ho faty – fa tiany toa ny vadiny voalohany i Rasoherina. Tsy niteraka taminy ireo mpanjakavavy nifandimy teo am-pahefana izay samy nalainy ho vady.
Rova Manjakamiadana Ny lapa lehibe farany dia i Manampisoa izay najoron'i Rasoherina eo atsimon'i Mahitsielafanjaka tamin'ny taona 1865. Ny nitarika ny asa fanatanterahana moa dia mbola i James Cameron ihany.
Lambamena Amin'ny fandroan'andriana kosa dia landy fotsy no itafian'ny olona manana ny maha-izy azy fa tamin'i Rasoherina vao nitafy ny lamba arindrano ny olona. Lambalandy mena kosa no anakonana ny andriamanjaka raha mandro izy amin'ny fandroana.