Top 10 similar words or synonyms for iran

japana    0.872239

eoropeanina    0.868868

mozambika    0.862439

eoropeana    0.858474

indonezia    0.858307

federaly    0.858064

aostralia    0.855386

grisy    0.846834

eoropa    0.846813

yogoslavia    0.844617

Top 30 analogous words or synonyms for iran

Article Example
Iran Ao Iran dia ahitana faritany miisa 31.
Iran Araky ny orinasa BP, Iran no firenena mamoaka solintany indrindra ao amin'ilay fikambanana. Ary lazaina fa Iran no tany be gaza natoraly indrindra
Iran Iran dia firenena faha-18 mivelatra indrndindra (velarantany : 1,468 tapitrisa kilometatra toradra); ny isam-poniny dia 75 tapitrisa mponina. Any avaratra, ny firenena manodidina azy dia Armenia, Azerbaijana, Torkmenistana ; any atsimo dia misy ny helotrano persika; any andrefana, ireo firenena manodidina azy dia Iraka, Torkia ; any atsinanana dia voadidin'i Pakistana ary Afganistana ilay firenena. Ny renivohiny dia Teheran; ny anaran'ny sandam-bola dia "Rial"; ny kalandrie ofisialy dia ny kalandrie persana ary ny teny ofisialy dia ny fiteny persana.
Iran Iran dia firenena mamokatra solintany ary firenena mpikambana amin'ny Fikambanan'ny Firenena Mamoaka Solintany (OPEP).
Iran Iran (amin'ny fiteny persana : ایران‎ ) na Repoblika Islamikan'i Iran (ami'ny fiteny persana: جمهوری اسلامی ایران‎, Jomhuri-ye Eslāmi-ye Irān) dia firenena ao Azia Andrefana. Ny anarana "Iran" dia avy amin'ny fiteny persana izay midika "Tanin'ny Arianina", ary efa nampiasain'ny foko persa hatry ny taona taloha, tamin'ny fitaon'ny Sasanida.