Top 10 similar words or synonyms for federaly

iran    0.858064

yogoslavia    0.850372

javaboarin    0.837108

serba    0.826817

katôlika    0.821206

vondrona    0.815023

mizara    0.811062

novely    0.809193

tanin    0.807751

fanampiny    0.803077

Top 30 analogous words or synonyms for federaly

Article Example
Alemaina Ny alemaina dia repoblika federaly, misy faritra 16 any ("Bundesländer" na "oficial Länder" amin'ny fiteny Alemana).
Etazonia Ny Etazonia dia ahitana faritany miazaka tena 50, 5 faritany 5 sy distrika 1 (Washington DC). Hoy ny lalàna momba ny afaka manao zavatra ao amin'ny fanjakana, fa ny lalàna federaly matetika momba ny zavatra mifandray amin'ny fanjakana mihoatra ny iray, na mifandray amin'ny firenen-kafa. Any amin'ny faritra sasany, raha ny governemanta federaly no manao lalàna izay milaza zavatra hafa avy amin'ny fanjakana ny lalàna, ny olona dia tsy maintsy manaraka ny lalàna federaly, satria tsy manan-kery intsony ny lalàn'ny faritany. Faritany samy manana ny lalam-panorenana ny tenany, hafa noho ny lalam-panornana federaly (nasionaly).
Acre Acre no anisan'ny tany lasa brazilianina farany tao Brazila. Nisitaka tamin'i Bolivia izy, ary nivadika tany Federaly brazilianina tamin'ny 25 Febroary 1904.
Malezia Malezia dia firenena ao atsimo atsinanan'i Azia. Izany dia fanjakana federaly ahitana faritany mizaka tena 13. Zarain’ny Ranomasin’i Sina Atsimo ny faritra roa lehiben’i Malezia. Eo amin'ny Saikinosin'i Malay ny renitaniny. Miatrika ny hateren-dranon’i Malacca izy io ao andrefany ary ny Ranomasin’i Sina Atsimo ao amin’ny amorontsiraka atsinanany. Kuala Lumpur izay eo amin’ny renitany eo amin’ny saikanosy malay, no renivohitra. Vao nafindra ho ao Putrajaya ny renivohitra federaly, izay tanàna vao noforonina ary natao manokana ho an’ny fitantarana.
Washington D.C Washington DC (District of Columbia) dia renivohitran'i Etazonia, ao ny "Whitehouse", ny trano ofisialy ny prezidâ, Ny "Capitol", ary ny Cour Suprême sy ny lamina federaly afa, otran'ny FED.