Top 10 similar words or synonyms for zhuang

ratsimbazafy    0.627709

agency    0.609211

ambalamidera    0.600307

clausewitz    0.600053

kraft    0.594405

mipoaka    0.587582

hatsikana    0.580592

iara    0.577212

vory    0.573974

schwimmer    0.563002

Top 30 analogous words or synonyms for zhuang

Article Example
Chongzuo Chongzuo (Sinoa notsorina : 崇左, pinyin: Chóngzuǒ; Zhuang: Cungzcoj) dia tanàna renivohi-prefektiora ao amin'ny faritan'i Guangxi Zhuang.
Wuzhou Wuzhou (sinoa notsorina : 梧州; pinyin; 梧州市 « Wúzhōu Shì ») dia tanàna misy prefektiora ao amin'ny faritany mizaka-tenan'i Guangxi Zhuang.
Guangxi Ny Guangxi (广西 / 廣西, Guǎngxī, tsipelina : Kouang-Si) dia faritany mizaka-tenan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny anarany ofisialy dia Zhuang-n'i Guangxi, fa ampatelon'ny isam-ponina any Guangxi fotsiny ny isan'ny olona manan-drazana Zhuang. Any atsimon'i Sina no misy ny faritan'i Guangxi, ary mizara sisintany amin'i Viet Nam ilay faritany. Tsy mivoatra tahaka ny faritan'i Guangdong ny faritan'i Guangxi amin'ny lafin'ny fivoarana ara-toe-karena.
Yulin (Guangxi) Ny Mionisipaliten'i Yulin dia miisa 5,9 tapitrisa mponina eo ho eo, fa ny tanàna (samihafa amin'ny mionisipalite) dia miisa 8 hetsy mponina monja. Ny ankabeazan'ny mponina miaina ao dia avy amin'ny foko Han (fito amin'ny valo hetsy misy) ; ny foko sasany, toy ny Zhuang sy ny Miao mitambatra dia miisa iray hetsy.