Top 10 similar words or synonyms for zanak

merina    0.904815

vazimba    0.903688

kristianina    0.901645

ralambo    0.899572

zanaka    0.898273

nitondra    0.898225

mpivarotra    0.897567

taranaky    0.896242

kristiana    0.896102

mpianatra    0.895667

Top 30 analogous words or synonyms for zanak

Article Example
Piaget SA Ao 1911, Timothée Piaget, ny zanak ' Georges Piaget, maka ny an-tanana ny raharaha ny raharaham-pianakaviana. Nanomboka teo ny orinasa specializes amin'ny fanamboarana ny mijery-tanana ..
Jacques Sylla 22 Jolay 1946. Zanak' Albert Sylla, minisitra ny raharaham-bahiny tamin'ny andron'i Philibert Tsiranana until being killed in a plane crash in July 1967., alohan'ny fahafatesany tanaty lozam-piaramanidina tamin'ny Jolay 1967. Ministry ny raharam-bahoaka izy tamin'ny 1993 hatramin'ny 1996, tamin' Albert Zafy filoha. Mpanohitran'i Didier Ratsiraka izy ary anisan'ny mpisolo vava nanolo saina an'i Marc Ravalomanana tamin'izy lany ben'ny tanànan' Antananarivo tamin'ny 1999. Anisan'ny mpamorona ny Komitiam-pirenenan'ny fandinihana ny latsa-bato.
Bara Mba hamaliana faty io zanany io, dia lasa Rambahira, vadin’ Andriamanafotsirivo, niantso ny Sakalava havany tany Betsiriry hanampy azy hanafika an-dRatsimive. Dia raikitra indray ny ady. Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. Ramitongoa, anankiray tamin’ny zanak’ Andriamanafotsarivo no nahafaty azy. Tafaverina nanjaka tao Ranotsara indray Andriamanafotsarivo. Nony elaela taty aoriana dia nifíndra monina nankany amoron'i Sakamare ny iray tamin’ny zanak’i Ratsimive, nitarika mpiady roanjato lahy ka nanorina ny fokon’ny Bara Vinda tao Benenitra.
Ravoromanga Indray andro hono raha nitsangatsangana narahin’ny angaralahiny tao atsimon’ny fanjakany i Ralambo dia nahatazana vehivavy tsara tarehy sady lava volo be izy ireo. Dia nanontany ireo angaralahy izy momba io vehivavy io, ka hoy ny angaralahiny hoe : « Rafotsimarompaniry zanak' Andriampirokana etsy Analamanga io tompoko ». Mba ho fametrahampihavanana tamin'ny Andriampirokana izay mpanjaka vazimba teo Analamanga dia nalain’ny Mpanjaka Ralambo ho vady i "Rafotsimarompaniry". Noho io fanambadiana io no tsy nanosehan’i Ralambo an’Andriampirokana rafozandahiny teo Analamanga, koa nahaleotena tanteraka ny fanjakan’Andriampirokana tao Analamanga tamin’i faha-Ralambo.
Aogositra Aogositra (avy amin'ny teny anglisy "August", avy amin'ny teny latina "Augustus") no volana fahavalo amin'ny taona iray, fa tao aloha dia ny volana fahenina tamin'ny herintaonan' ny Romana, ary Sextilis no narany taloha. Taoriana dia novana ho Aogositra ny anarany. Ary ny anton'ny teny Aogositra dia izao : Raha maty Joliosy Kaisara ny zanak' anabaviny na rahalahiny nandimby azy, Oktaviosy no anarany. Manamboninahitra nalaza indrindra tamin'ny fomban'ny ady izy ; ary rehefa nanjaka izy, dia nataony ny anarany hoe Kaisara Aogostosy (""malaza"", hajaina, izany.) Ary rehefa izany indray, dia novany ny anaran' ny volana Sextilis hatao hoe Aogositra, toa fahatsiarovana any Kaisara Aogostosy.