Top 10 similar words or synonyms for windows

microsoft    0.801879

linux    0.754447

video    0.725491

iso    0.717582

engine    0.713467

dvd    0.677795

tsara    0.674472

ibm    0.667268

wikipedia    0.662017

mpeg    0.656112

Top 30 analogous words or synonyms for windows

Article Example
Windows Ny Windows dia ilay trandraka an-kisary noforonin'i Microsoft. Izay nitranga taorian'ny MS-DOS.
Microsoft Windows Sampana efatra no ananan'i Windows :
Microsoft Windows Ireo mpandrindra milina amin'ity sampana ity dia Windows NT, Windows XP, Windows Vista ary Windows 7.
Microsoft Windows Microsoft Windows dia mpandrindra milina amboarin'ny orinasa informatika Microsoft, izay natao ho an'ireo solosaina mahazaka PC. Io no mpandimby ny MS-DOS. Nanomboka tamin'ny taona 1990 ary indrindra indrindra tamin'ny fivoahan'ny Windows 95, nahita fahombiazana lehibe izy. Ny anisan'ny antony nahomby azy dia ireo fifanarahana nataony tamin'ireo mpanamboatra solosaina izay mandrara an'ireo mpanamboatra solosaina ireo mametraka mpandrindra milina hafa afatsy Microsoft Windows (raha tsy izany dia hiharan'ny sazy ara-bola). Efa napetraka eo amin'ny solosaina PC rehetra izay varotana Windows ; ary noho ny fifanarahana, tsy omen'ireo mpanao solosaina safidy ny mpividy solosaina.
Sid Meier's Civilization II Taminy taona 2002, Nisy "remise à niveau" ny Civilization II nataon'i Atari ; io "remise à niveau" io mikasika ny Windows ankehitriny : Windows XP, Windows Me...