Top 10 similar words or synonyms for sukarno

hayward    0.943017

özcan    0.942949

kjell    0.940974

paka    0.938344

tivadar    0.937273

mushet    0.936784

mitandrina    0.936136

agent    0.935288

basu    0.935246

gusmão    0.934724

Top 30 analogous words or synonyms for sukarno

Article Example
Sukarno Ny vadiny dia Fatmawati, Inggit Garnasih, Dewi Sukarno, Haryati, Siti Oetari, Yurike Sanger. Ny zanany dia Megawati Sukarnoputri, Rachmawati Soekarnoputri, Sukmawati Soekarnoputri, Guruh Sukarnoputra, Guntur Soekarnoputra, Kartika Sari Dewi Soekarno.
Sukarno Sukarno dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Indonezia teraka ny 6 Jiona 1901 tao Kota Surabaya ary maty ny 21 Jiona 1970 tao Jakarta
Indonezia Teraka tamin'ny 17 Aogositra 1945 ny Repoblikan'i Indonezia tamin'ny filazana fahaleovantenan'ny India Holandey ; i Sukarno sy Hatta no nanao io fanambarana io.
Indonezia Tamin'ny taonjato faha 16, tamin'ny taonan'ny Fahitam-baovao tany Eoropa Andrefana noho ny fahitana kaontinenta vaovao, hitady lalana hankany Azia Atsimo sy Atsinanana ny hery am-pihariankarena eoropeana, mitady ny lalana hahafahany mividy episy ny eoropeana. Tamin'ny 1511, resin'ny sambo Portogey ny malay tao Melaka ary nanomboka nofeheziny ny lalana mankany Azia Atsinanana ary noho izany ny fivarotana landy sy episy. Ny Holandey no nandrsy ny Portogey tao Melaka tamin'ny 1605 ary nanomboka nozanahan'ny Holandey Indonezia nanomboka tamin'io taona io. Taona amam-polony tety aoriana, nanomboka nanjanaka nipetraka tany amin'ny Nosin'i Java ny holandey ary nataony ho renivohitra ny tanànan'i Jayakarta, novainjareo anarana ho Batavia (Jakarta ankehitriny). Potiky ny adim-pandimbiasan'ny fanjakan'i Mataram ny nosy Java ka nanome tsikelikely ny taniny tamin'ny mpanjanatany Holandey. Tamin'ny taonjato faha 19, manomboka ny fitsentsefana ara-toe-karena ataon'ny mpanjanatany Holandey, ary mametraka ny lalàny eo amin'ny tamba-nosy. Ka nipoatra tamin'ny taonjato faha 20 ny fihetsehan'ny olona tia-tanindrazana. Tamin'ny 1945, i Sukarno ary i Mohammad Hatta dia niady ary nanambara ny fahaleovantenan' Indonezia. I Sukarno no nitondra ny firenena tamin'ny 1945 ka politika sosialista no nataony ka nihanahantra dia nahantra ny indonezianina tamin'ny taona 1950. Teo aorian'ny zava-nitranga tamin'ny 1965-1966, naka ny fahefana i Suharto. Nandritry ny fanjakany, nisy ny fivoarana ara-toe-karena, fa nampitodika ny Indonezia tany amin'ny demokrasia ny fialan'i Suharto tamin'ny 1998.