Top 10 similar words or synonyms for soson

drivotra    0.847207

ivelan    0.777899

sosona    0.760744

ambanin    0.756748

kontinenta    0.741983

ranomasina    0.741865

velaran    0.739722

valo    0.736469

rahona    0.734009

beijing    0.732741

Top 30 analogous words or synonyms for soson

Article Example
Soson-drivotra Ny soson-drivotra (avy amin'ny "sosona" : "zavatra atao ao anatin'ny zavatra hafa iray hanatevina azy" ; ary ny "rivotra" : "aera mihetsika mivoivoy eny amin'ny habakabaka") dia ny sosona izay eo amin'ny velaran'ny fajiry iray. Izy io dia mety na soson'etona (toa ny soson-drivotry ny tany ary ny soson-drivotry ny ankamaroan'ireo fajiry fantatra), na rio (na plasma).
Soson-drio Ny soson-drio (anglisy: "ionosphere") dia faritry ny sosondrivotry ny Tany izay manomboka eo amin'ny enimpolo hatramin'ny arivo kilometatra miala ny Tany. Izy io dia ahitana sosom-pana ary ny ivelan-tsosondrivotra. Izy io dia ahitana rio noho ny tanamasoandro ary mandray anjara amin'ny ara-tsoson-drivotra. Zavatra lehibe izy io satria amn'ny soson-drio no ahafahana mampiely fampahalalana amin'ny alalan'ny onja fohy.
Soson-drivotry ny tany Tsy misy faritra mazava manasaraka ny habakabaka sy ny soson-drivotra. Ny tsindry atmôsferika dia mihakely arakaraky ny haabo isiana ary manjavona tsikelikely izy rehefa tonga any amin'ny 120 km any ho any, satria eo amin'io haabo io dia efa tsapa ny vokan'ny fikasohana amin'ny rivotra amin'ny sambondanitra manana hafaingana avo be (miditra ao amin'ny soson-drivotra avy any amin'ny habakabaka). Ny tsipik'i Kármán, any amin'ny haabo 100 kilometatra, dia matetika lazaina fa mamaritra ny habakabaka sy ny soson-drivotran'ny tany.
Soson-drivotra afovoany Ny soson-drivotra afovoany no sosona ahafantarana zavatra kely indrindra amin'ny soson-drivotry ny tany. Ny anton'izany dia ambony loatra ny fisiany ka tsy takatry ny fiaramanidina tsotra, kanefa kosa dia ambany loatra ka tsy afaka ijanonan'ny sambon-danitra. Ao amin'io sosona io no ahitana ireo voanjavatra mirio (soson-drio)
Soson-drivotra ambany Ny soson-drivotra ambany dia ny soson-drivotra faharoan'ny soson-drivotry ny tany, izay any ambanin'ny soson-drivotra afovoany ary ao ambonin'ny sosom-pikoriana. Ny mahasamihafa ny soson-drivotra ambany sy ny sosom-pikoriana dia ny fiakaran'ny mari-pana arakaraka ny fiarakaran'ny haavo.