Top 10 similar words or synonyms for rfv

hanatsara    0.963017

mpandrefy    0.956240

niroborobo    0.953157

ümit    0.952794

sascha    0.950957

haritiana    0.950953

byrjun    0.949137

vmware    0.948821

micro    0.948485

maksim    0.948467

Top 30 analogous words or synonyms for rfv

Article Example
Rafitra fitantanana votoatiny Ny antom-pisiana ary ny antom-pampiasanan'ny RFV dia mitahiry, mitantana ny angona ary manome tantaram-bersiônan'ny angona notahirizina. Ohatra, ny RFV dia ahafahana mitahiry sarin'ny mpampiasa azy ary mahita ireo sary rehetra izay efa notahirizin'ilay mpampiasa.
Rafitra fitantanana votoatiny Ny rafitra fitantanana votoatiny (RFV) (amin'ny teny anglisy: "content management system") dia rindrankajy fampiharana ahafahana maneho ary mikirakira votoatiny avy amin'ivotoerana iray. Izy ireo matetika dia manamora ny fiaraha-miasa. Izy ireo dia niorina nanomboka tamin'ny taona 1990.
WordPress WordPress dia rafitra fitantanana votoatiny (RFV) (amin'ny teny anglisy: "content management system"), malalaka anoratana ny rindrakajy PHP, ary miankina amin'ny tahiry fototra MySQL. Ny WordPess dia volavolan'asa nataon'ny orinasa Amerikanina Automattic, ary ampiasaina amin'ny fitantanana tranonkala toa ny blaogy, na tranonkalam-baovao na koa tranombarotra an-tranonkala izy io. Mifototra ao amin'ny lisansa GNU GPL ny WordPress ary manana tranokalany manokana WordPress.com. Tamin'ny taona 2015, dia nahatratra 25% ny tranokala vita tamin'ny WordPress maneran'izao tontolo izao.
Tovo J'Hay Teo amin ny faha 18 taonany izy no namorona indray ny tarika iray izay mpanao Accapela fotsiny nantsoina hoe 'The Jays" izay tsy naharitra fa amam-bolana fotsiny dia rava ihany ko. Ka teo no niainga ny anarana hoe Tovo Jay izay marihana fa mbola tsy misy haintso "H" . Namoaka singa "Single" mitondra ny lohateny hoe "Niandry" izay nandeha tamin ny anarany manokana izy avy eo, Nisy ihany koa ny firaha miasa tamin i Solofo Ranarivelo taty aoriana ka namoaka singa hafa toy ny "Naleoko izy ho any", "Ho ahy sy ho anao" izay Duo niarahana tamin ny Lova Rakoto" izay nandeha tamin ny onjam-peo maro isan-karazany teto an drenivohitra, Nanomboka teo dia niha maro ny nahafantatra azy tamin izany satri nahazo laharana avo teo amin ny Hit parade, tamin ny Radio Tsioka vao, Corail, sy Antsiva, RFV,