Top 10 similar words or synonyms for reniny

fahamarinana    0.872102

niteraka    0.867595

drabiby    0.859922

nomen    0.856278

vady    0.854956

naka    0.852100

fanjakany    0.851823

nanjaka    0.851808

nomeny    0.846827

sisa    0.846573

Top 30 analogous words or synonyms for reniny

Article Example
JexMozika Hajaina dia mpikambana sy mpihira fasiny amin’ny tarika Nada Miangola sy Riantsara. Ny reniny no anisan’ny namorona ireo tarika ireo.
Debian Dpkg no rindrankajy reniny ampiasaina ho an'ny fikasikasihana ny pakejy (miantso azy koa i APT ho an'ny fametrahana ny rindrankajy).
Isaac Newton Nijanona tany ampianarana mandritry ny efa-taona i Isaac Newton, fa nijanona nianatra izy tamin'ny reniny niantso azy mba hakany Woolsthorpe, mba hianatra handrindra ny domaine-ny.
Ralambo Teraka tamin'ny taonjato faha-16 i Ralambo. Randapavola zanaka vavin'ny Mpanjaka Rabiby teo Ambohidrabiby no reniny ary Andriamanelo mpanjakan'Alasora no rainy. Tao Ambohibaoladina atsimo antsinanan'Ambohimalazabe no nahaterahany tamin'ny andro vava alahamady amin'ny volana alahamady. Efa nitoe-jaza in-enina ny reniny saigy tsisy azo avokoa ireo zaza ireo. Talohan'ny nahaterahan-dRalambo, raha nihetri-jaza ny reniny dia nanao toerana hiterahany teo avaratry 'Ambohimahatsinjo ireo mpitaiza ny reniny sy mpanaraka azy ary tamin'izany, nisy lambo efa lehibe nandalo ka nirohitra nanaradia sy nihaza izany lambo izany ireo miaramila maro ka tamin'izany indrindra no nahita masoandro izy ka natao hoe Ralambo no anarany. Teo Ambohimalazabe no nampitoerindrainy i Ralambo fony fahatanorany satria Ambohimalazabe dia vohitra any amin'ny lafiny avaratra raha mitaha amin'Alasora, satria amin'ny avaratra na amin'ny andrefana no fametrahana ny andriana natao hanjaka araka ny fomba fanajana azy fahizay.
Régis Rajemisa Raolison Teraka tamin'ny 8 Mey 1913 tany Antsiranana raha niasa nanao raharaham-panjakana tany rainy sy reniny: Edouard Rajemisa sy Victoire Razaivelo, fa ny tany fiaviany dia Ambatoroka sy Ankadindambo-Ambohimangakely (Antananarivo).
Ambohimanga Andriamborona, fianakavia-mpanjaka avy tany Imamo, Ramasoandrobe rainy, Ratompobe reniny, ary ny vadiny sy Ampanarifito anadahin-dreniny, hoy ny lovan-tsofina, no andriana nonina voalohany teny Ambohimanga ary milevina eo Andranomboahangy.
Léonard de Vinci I Léonard dia teraka tamin'ny 15 Aprily 1452, tany amin'ny tanànan'i Vinci, tao an-dohasaha ny renirano Arno. Ny raibeny, Antonio Meza, nanoratra teo amin'ny an-tsipiriany ao amin'ny teraka. tsy manambady ny ray aman-drenin'i Léonard . Ny rainy mpahay lalàna, Messer Piero Fruosino von Antônio da Vinci. ny reniny, Caterina, dia mpanompo. Mety ho andevo avy any Afovoany Atsinanana izy io. Ary rehefa 3 taona i de Vinci dia nisaraka ny reniny ny rainy. Taty aoriana dia naka am-ponja an'i Léonard sy ny reniny indray ny rainy izay nanambady ary nanana ankizy maro kokoa. Ny anarana fenon'i Léonard dia "Léonard von ser Piero da Vinci", izay midika hoe "Léonard, zanak'i Messer ("Tompokolahy") Piero avy any Vinci ".
MediaWiki Ho fanampin'izay dia misy koa ny atao hoe "zana-pejy". Amin'ny pejy miendrika Pejy reniny/Pejy zanany dia ametrahan'i MediaWiki verindrohy mankamin'ny pejy reniny ho azy ao anatin'ity farany. Farany, afaka mamorona "sokajy" ihany koa ny mpikambana, ka ireo sokajy ireo dia mitovitovy amin'ny "tags" hita amin'ny sehatra maro amin'ny tranonkala, saingy manana rafitra sady miaraka amin'ny fanazavana fohy. Amin'ny wiki lehibe toy ny Wikipedia, dia nivelatra aoka izany io fisokajian'ny lahatsoratra io kanefa tsy misy drafitra maty paika akory napetraka hanaovana azy fa nanaraka io tetika io fotsiny.
Vahiny (Albert Camus) Meursault dia fantsay aljerianina nahare ny fahafatesan'ny reniny tamin'ny alalan'ny telegrama. Ny tsifahatairan'i Meursault tamin'ny nahare ilay vaovaon'ny fahafatesan'ny reniny dia maneho fitsoahana ara-pihetseham-po amin'ny tontolo manodidina azy. Maro ireo zava-nitranga lehibe tao amin'ilay boky tantara anefa tsy nahavoaka fihetseham-po avy amin'i Meursault, ohatra ny hoe ny fitiavan'i Marie azy, na ny famonoany olona. Lafiny hafa an'i Meursault ihany koa dia izy mahatoky olona. Milaza ny ao am-pony foan aizy ary tsy miraharaha ny fijerin'ny hafa azy. Na dia izany aza, mety nanao vavolombelona mandainga izy tamin'izy nijoro ho vavolombelona ho an'ny namany mpifanolobodirindrina Raymond. Ataon'ny fiarahamonina ho vahiny izy noho izay tsifiraharahiany izay.
Vazimba Nisy tamin'ireo vazimba no tonga vadin'ireo arabo sy maley vao tonga ka lasa loharano nipoiran'ireo andriana merina sy betsileo. Taty Imerina, ny mpanjaka Ralambo teo Ambohidrabiby ohatra dia tarana-bazimba izy avy amin'ny rainy izay tera-dRafohy vazimba sy avy amin'ny reniny izay zanak'i Ramaintsoakanjo vazimba.Arak'izany, ny andriana merina dia saika tarana-bazimba.