Top 10 similar words or synonyms for refôrma

japana    0.871952

indonezianina    0.858512

milahatra    0.853357

petera    0.851080

araky    0.847604

fangatahana    0.845344

apokalypsy    0.843558

afrikana    0.843275

balkana    0.839689

serba    0.839591

Top 30 analogous words or synonyms for refôrma

Article Example
Kanji Taminy fanombohanan'ny taonjato faha 20, nisy ny refôrma na tsipelina faha voasakan'ny mpitondra ilay izy, teo arinan'ny ady be faha 2 ny refôrma voa tena nisy.
Kanji Nisy refôrma afa nataon'ny ministera ny fianarana tao arinan'io.
Tōyō kanji Silaka iray ny toyo kanji anatin'ny refôrma ny fandroratana nasionaly ny Japana. ny (国語国字問題 *)
Kanji Nanaraka aveo ny refôrma ny kanji sy ny fampiasana azy. voateny ny lisitra ny kanji mihasa be ny tōyō kanji (当用漢字) manana lohavy miemirika sorakaliana 1850.
Sinôgrama notsorina Tamin'ny fahahtongavan'ny kômonisa, nisy ny refôrma momban'ny soratra. Ny tanjon'izy io dia nanamora ny fanoratana ny sinôğrama mba hanamora ny fianarana azy ary mamorona abidy ara-drafipeo mifototra amin'ny litera latina, ny hanyu pinyin, mba hanolo tsikelikely ny fanoratana logografika.
Kanji Misy aloha ny refôrma eo amin'ny fampiasana soratra silabika ; tsy fônetika intsony sy dikany ; ny soratra miarak'aminy kana mampandray an-tsoratra ny teny japônezy ; afatsy ny zavatra gramatikaly monosilabika (silaby tokana), ny fehezanteny japonezy mety afaka raisana an-soratra raha manarak'aminy didy tsotra.
Fiteny volapoky Narahan'ny ady anaty io fahombiazana io ary io no nampanjavona ilay fiteny. Satria, noho ny hasarotan'ny fitsipi-pitenenan'ny fiteny volapoky na dia hoe manara-dalàna foana aza : misy mpiteny te-hanamora ny fitsipi-pitenenana, ary ny voambolana, volana amin'ny fiteny eoropeana navadibadik'i Schleyer, dia sarotra ianarana. Ary i Grabowsky, nandinika ilay fiteny volapoky, dia nilaza amin'i Zamenhof : "Ratsy be ny fahaizan'ny tompony ny teniny. Tamin'izahay niara-niresaka, nila nampiasaina matetika ny raki-bolana ary tsy haiko ho iza tamin'izahay roa no nanokatra azy matetika". Nisy ary betsaka ireo fangatahana ny hanamora ny fiteny volapoky, fa nitohina i Schleyer, ary nilaza izy fa azy irery io fiteny io ary noho izany dia izy irery no mahazo manova azy. Nanoboka nirava ny fiteny volapoky nanomboka teo : niteraka fiteny mifaninana ireo refôrma (Dil, Dilpok, Nuvo-Volapük, Balta, Spelin, Veltparl, Idiom Neutral), nanomboka teo verin'ny volapoky tsikelikely ireo mpiteny azy, maro tamin'ireo mpiteny volapoky taloha ireo no nianatra ny fiteny esperanto.