Top 10 similar words or synonyms for ravinkazo

mpandraharaha    0.863803

fihodirana    0.856072

tonanahary    0.845310

akoho    0.842577

vahoakany    0.839796

arintany    0.837736

vavy    0.835910

mpanompo    0.835711

mitsangana    0.833314

fanajana    0.827470

Top 30 analogous words or synonyms for ravinkazo

Article Example
Ravinkazo Ravinkazo -- zava-maniry faritra
Vazimba - vary sy saonjo no foto-tsakafon'ireo vazimba ary tsy mba mihinana omby izy fa ny ronono no sotroany. Akohodia kosa no fihinany. Ankoatr'izay dia mioty sy mihaza no ataony. Efa nahandro tamin'ny afo koa izy ary efa nanao ny fanandroana koa.Tsy mba nitafy lamba izy ary tsy mbola nahay nanenona landy fa ireo andriambavy arabo no nanenona nitondra izany taty anivontany. Ravinkazo norariana kosa no fitafiny ary ravinkazo arary ny tranony ka izany no tsy nahitana tranom-bazimba mandrak'ankehitrio.
Sokatra Amin'ny ankapobeny dia mihinana zavamaniry ny sokatra an-tanety : ravinkazo na voankazo samihafa, mety hiampy sifotra koa indraindray. Tsy tokony homena hena, nofon-trondro, sakafon'alika na sakafon-tsaka, paty, vary, mofo na ronono izy ireny; hohaniny soa aman-tsara ireny kanefa tena mety hanimba ny fahasalamany (mampiova endrika ny carapace, mampihena ny fahelam-piainany...).
Lambamena Taty Imerina dia lafo dia lafo tokoa ny lambamena sy lamba landy ka tsy mitafy sy mifono izany afatsy ireo mpanefoefo sy ny andriana. Fahizay ary, ny ankabeazan'ny olona dia tsy nitafy lamba landy ary tsy mifono lambamena nohon'ny halafon'ireo lamba ireo. Ravinkazo voarary na hodibiby no nitafian'ny ankamaroan'ny vahoaka. Ireo mpanefoefo kosa dia mifono lambamena efa ho 30 isa ka ny fasan'izy ireo dia hadina lalina tokoa ny varavarampasana ary fenoina vato amin'ny sarety mihintsy hiarovana amin'ireo mpangalatra lambamena. Ireo fianakavian'andriana merina maro kosa dia saika nitafy landy ary nifono landy mba hanehoany ny harenany.
Ralambo Fahatelo, ny Mpanjaka Ralambo koa no namorona ny fankalazana ny Alahamadibe mba anamarihana ny fitsingerenan'ny andro vava alahamady amin'ny volana alahamady amin'ny taona ary izany andro izany no nataony voalohan'ny taona. Amin'io koa no anaovana ny fandroan'andriana ka ampandroina amin'ny rano misy volatsivaky sy tantely sy hasina (ravinkazo) ary tafiana jaky vaovao notenomin'Andriandoriamanjaka ny Mpanjaka. Ary eo amin'ny zoro avaratra antsinana amin'ny ati-lapan'ny mpanjaka no atao izany fandroana izany. Amin'io fankalazana ny Alahamadibe io, na taombaovao, dia misy ny harendrina sy afo tsy maty sy lapa be. Ka teo Ambohidrabiby hono no nanaovana afotsy maty voalohany taty Imerina amin'izany fankalazana ny taombaovao izany ary teo Ambohidrabiby koa no namonoana omby volavita voalohany taty Imerina.