Top 10 similar words or synonyms for régis

dominique    0.921222

hubert    0.919681

françoise    0.917082

arnaud    0.910804

gilles    0.909004

éric    0.908650

yvon    0.906584

hervé    0.904528

catherine    0.902613

gilbert    0.900914

Top 30 analogous words or synonyms for régis

Article Example
Régis Racine Régis Racine dia mpilalao basikety mizaka ny zom-pirenen'i Frantsa teraka ny 13 Oktobra 1970 tao Paris
Régis Rajemisa Raolison Mpampianatra no raharaha nosafidiny. Ka raha vao nahavita ny fianarana ambaratonga faharoa izy (1931), dia nirotsaka tamin'ny fampianarana, ka tao amin'ny Misiona katolika Manjakandriana aloha (1932), dia tao amin'ny Kolejy Masi-Misely nampanomana CESD (1933-1942), dia tao amin'ny Kolejy iray tsy miankina: Institution Vigny (1943-1946), ary niverina indray tao amin'ny Kolejy Masi-Misely, fa tamin'ny fampianarana ambaratonga faharoa (1947-1957). Voaray hanao raharahan'ny Chef de cabinet tao amin'ny Ministeran'ny Fahasalamana izy (1957-1958), ary dia tafajanona tamin'ny fanjakana (sampana fampianarana) ka nomena toeran'ny mpiandraikitra lefitra tamin'ny sampan-draharaha iray vaovao (Centre d'études et d'information sur la langue et la civilisation malgaches), sady nampianatra sy niasa teny amin'ny Oniversite sy tamin'ny Lycées (1959-1973).
Régis Rajemisa Raolison Raim-pianakaviana izy tamin'ny taona 1942, nampakatra ho vadiny an-dRamatoa Julienne Razanajao, izay nanampy azy fatratra hatrany tamin'ny fanomezana hery sy torohevitra. Niteraka dimy izy mivady ary telo ambin'ny folo ny zafikeliny ankehitriny.
Saint-Régis-du-Coin I Saint-Régis-du-Coin dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i Saint-Étienne, ao amin'ny departemantan'i Loire, ao amin'ny faritr'i Rhône-Alpes, ao Frantsa.
Saint-Régis-du-Coin Ny INSEE dia mampiasa ny kaodim-paositra 42280.
Saint-Régis-du-Coin Ny faritr'ora dia GMT+1.
Régis Rajemisa Raolison Régis Rajemisa Raolison (1913-1990) dia mpanoratra malagasy nisongadina tamin'ny fanoratana boky fampiarana ny fitsipiky ny teny malagasy toa an'Isambilo, Fiteny mamiko, ny fanoratana tononkalo, sy rakibolana.
Saint-Régis-du-Coin Ny isam-ponin'i Saint-Régis-du-Coin dia 441 mponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2006. Ny haavon'ny toerana ambany indrindra dia 977 metatra. Ny haavon'ny toerana avo indrindra dia 1302 metatra. Ny fisiana ara-daharampehintany ary ara-daharanjarahasin'ilay kaominina dia 45.2844° ary 4.445° amin'ny soratra desimaly.
Régis Rajemisa Raolison Teraka tamin'ny 8 Mey 1913 tany Antsiranana raha niasa nanao raharaham-panjakana tany rainy sy reniny: Edouard Rajemisa sy Victoire Razaivelo, fa ny tany fiaviany dia Ambatoroka sy Ankadindambo-Ambohimangakely (Antananarivo).
Régis Rajemisa Raolison Régis Rajemisa Raolison ao amin'ny tenymalagasy.org