Top 10 similar words or synonyms for pinyin

ofisialin    0.832207

indonezianina    0.809094

hanja    0.802332

thai    0.801012

afrikanina    0.796105

japoney    0.793074

malay    0.792335

fanoratana    0.790537

kanji    0.790429

grika    0.788779

Top 30 analogous words or synonyms for pinyin

Article Example
Pinyin Ny Pinyin (Sinoa 拼音), dia fandikana amin'ny abidy latina an'ny fiteny sinoa any amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina, ary io no tena ampiasaina amin'ny fandikana amin'ny abidy latina an'ny fiteny mandarina ; ny sinoa any Taiwan dia mampiasa ny fandikana Wade-Giles, fomba fandikana hafa nisy talohan'ny Pinyin, fa mbola ampiasain'ny sinoa any ivelan'i Sina matetika.
Pinyin Ny fandikana amin'ny abidy latina dia voaforon'ny kaomity ny Repoblika entim-bahoakan' Sina (PRC) ary neken'ny governemante sinoa tamin'y 11 Febroary 1958. Ny Fikambanana iraisam-pirenena ho an'ny stantardisation dia naka ny Pinyin ho standara iraisam-pirenena tami'nny 1982, ary hatr'izay izy efa ampiasain'ny fikambanana maromaro. Io fomba fandikana amin'ny abidy latina io dia lasa standaran'ny RES (PRC) tamin'ny 1 Janoary 2009
Pinyin Ankehitriny, ny Pinyin dia manomboka manan-danja any ivelan'i Sina, indrindra ao anatin'ny fikambanana sinoa any Hong Kong, any Macao any Malezia, nay Singapaoro, ary anaty faritra vitsivitsy any Taiwan (Repoblikan'i Sina). Io no ampiasiana rehefa mianatra teny sinoa any Eoropa. Io fomba fanoratana io koa no ampiasaina rehefa manono ny anarana sinao na famoaham-boky any ivelany, ary io koa no afahana mampiditra sinôgrama anaty findray na anaty milina.
Pinyin Ny fandikana pinyin dia romanizasiôna (fandikana amin'ny abidy latina) ammpiasaina any Sina. Any Taiwan, ampiasaina ny fandikana Bopomofo (ho an'ny boky fianarana teny sinoa indrindra indrindra na koa ampiasain'ny finday tsotsotra) na zhuyin fuhao, ny bopomofo dia manana abidy ho azy manokana avy amin'ny fanononan'ny sinôgrama nenindrazana.
Pinyin Ampiasaina ihany koa ny Wade-Giles ho an'ny anaran-toerana soratana amin'ny teny latina, ara-drafipeo kokoa nohon'ny Pinyin. Ny olana tena mipetraka amin'ireo fomba fandikana amin'ny abidy latina dia izy tsy manonona ny alôfôna (allophone), izany hoe, ny feo hafa mety avoakan'ny literan-janapeo iray ; satria, tahaka ny amin'ny teny anglisy, ny fiteny mandarina dia teny manana zanapeo maromaro, kanefa dimy monja ny zanapeo azo soratana. Noho izany dia mety samihafa ny feo avoakan'ny literan-janapeo iray anaty fehezanteny iray.