Top 10 similar words or synonyms for paka

acorn    0.960394

hayward    0.955127

généalogie    0.954501

özcan    0.953304

tomasz    0.953154

hatoyama    0.952738

guðmundsson    0.951987

qatar    0.951543

sachiko    0.951194

mattias    0.950641

Top 30 analogous words or synonyms for paka

Article Example
FANJAKAN’ I MADAGASIKARA Izany Fanjakan' i Madagasikara izany dia miainga amin'ny Lalàm-Panorenana vaovao miori-paka sy manaja ny Tantara, ny Soatoavina ary ny Kolotsaina eto Madagasikara, mba hisian’ ny tena fampandrosoana marina, azo antoka, mirindra, mifandanja, isam-paritra, mafy, ary maharitra.Ny anaran’ izany fanjakana vaovao izany dia FANJAKAN’ I MADAGASIKARA. Tany Masina Madagasikara, ary Firenena Masina ny tompontany ao aminy. Ary ireto avy ireo Soatoavina Fito iorenan’ izany Fiaraha-monina vaovao eto Madagasikara dia:
Fanjakan'i Madagasikara Araka ny Teny Fikasan'Andriamanitra dia hajoron'Andriamanitra eto amin' ny tany sy ny firenena ny Fanjakan'i Madagasikara, fanjakam-pisorona. Tapitra tamin' ny 17 marsa 2009 teo ny rafitra repoblikana. Miova ny tantara. Mivadika ny pejy. Izany Fanjakan' i Madagasikara izany dia miainga amin'ny Lalàm-Panorenana vaovao miori-paka sy manaja an' i Zanahary, ny Tantara, ny Soatoavina ary ny Kolotsaina eto Madagasikara, mba hisian’ ny tena fampandrosoana marina, azo antoka, mirindra, mifandanja, isam-paritra, mafy, ary maharitra. tsy misy vondron'olona na firenena vahiny afaka hahasàkana ny fijoroan' izany Fanjakan' i Madagasikara, izay ho hajoron'Andriamanitra, hoy Ny Andriana Rev. Dr. Ndriana Rabarioelina, Mpitarika ny Fihaonambe ny Ampanjaka sy ny Zanakandriana eto Madagasikara (1).
Baiboly Araka ny tantara, dia Rév. David Jones, izay tonga tao Antananarivo ny 04/10/1820, sy Rév. David Griffiths (15/05/1821) izay samy avy amin'ny London Missionary Society, no nanomboka nandika ny baiboly tamin'ny teny merina ary ny Filazantsaran'i Lioka no nanombohana izany niaraka tamin'ny mpianatr'izy ireo roapolo lahy. Tamin'ny taona 1830 no vita tanteraka ny Testamenta vaovao ka dika 3 000 no naparitaka. Mandrak'ankehitriny dia io dikanteny io, izay mety ho nisy fanavaozana ihany taty aoriana no ampiasain'ireo Fiangonana protestanta dia tsy iza fa ny FJKM (fitambaran'ireo fiangonana mpandova ny fampianaran'ny Misionera protestanta anglisy sy frantsay), ny FLM, ny EEM ary saika mapiasa io dikanteny io daholo ireo Fiangonana zandriny izay niorim-paka manerana an'i Madagasikara taty aoriana.