Top 10 similar words or synonyms for nonina

nanjaka    0.871035

alasora    0.865986

imerina    0.864115

hasin    0.861534

taranany    0.855357

nifindra    0.853911

ambohimalaza    0.851177

aloha    0.850938

ralambo    0.848643

nitondra    0.847527

Top 30 analogous words or synonyms for nonina

Article Example
Rabiby Rehefa izany dia nohaniany Ankotrokotroka ka nitsoaka nianatsimo nankeroa Analamanga ny vazimba nonina teo.
Andrianamboninolona Tamin’ny nanjakan’Andriamanelo (talohan’ny taona 1575) dia teo Ambohitrandriananahary akaikin’Alasora, teo amin’Andriamananitany rainy, no nonina i Andrianamboninolona.
Andrianamboninolona Andriantomponarivo sy ny taranany vitsivitsy anefa tsy nonina ela teo Kilonjy fa nidina tety ambany andrefana teo Ankorombe ka nonina tanteraka teo (anefa izy dia nafenina ao Kilonjy ihany rehefa niamboho). Fa ny zanany roa lahy natao hoe Andrianolonantonandriana sy Andriandranotolo tsy mba nanaraka azy teo Ankorombe fa nijanona nonina teo Kilonjy. Marihina anefa fa tato aoriana, nisy tamin’ny faritra atsimo-andrefana amin’ny vohitra Kilonjy no lasan’ny zanadralambo.
Vohitr'Andriana Anosimanjaka: Ara-tantara, teo Masinandriana no nonina i Ranavalotsimitoviaminandriana (voalohan’ny taonjato faha-18 aorian’i JC). Ireo zanadranavalona taranany nisy nifindra monina nankeo Ambavahady, Vohilahy, ary Andohanosy (telopolotafotsivakilay), samy amin’ny faritra ivelan-kady avaratr’i Masinandriana. Mbola amin’ny ivelankady avaratr’Anosimanjaka, ao Antanivony, no nonina ireo Andrianamboninolona.
Andrianamboninolona Rehefa novonoin’Andriamanelo i Andriamananitany rahalahiny dia nandositra niala teo Ambohitrandriananahary-Alasora i Andrianamboninolona ka nifindra nonina teo Analamanitra nantsoina hoe Ambohitralatenina.
Vazimba Ny vazimba dia anarana niantsoana ireo mponina nonina taty anivon'i madagasikara ( taty Imerina sy Betsileo, bara, anjozorobe) talohan'ny nanjakan'i Rabiby sy Andriamanelo (taonjato faha-16 ap JC). Rabiby, mpanjaka arabo, sy Andriamanelo, mpanjaka maley mantsy no navahan'ny lovantsofina fa arabo sy maley ary ireo olomainty mpanompony no angaralahy,fa ireo sisa efa nonina taty anivontany tamin'izany dia vazimba. Ary i Rabiby no nanenjika voalohany ny vazimba sy nanosika azy handositra.
Ambohidrabiby Araka ny lovantsofina dia nisy biby natahoran’ny olona ny vohitra toy ny fananimpitoloha izay nihodidina impito ny vohitra ny halavany sy ny songomby mivady ka nataon’ny olona ho “Ambohitrabiby”. Misy kosa anefa no milaza fa Ankotrokotroka no anaran’ny vohitra tany amboalohany ka Andriandroka, mpanjaka vazimba nalaza tamin’ny filalaovana varatra sy ny vahoakany no nonina teo. Ary misy milaza fa nonina teo ireo vazimba manendy alohan’ny nifindrany monina tany Anosivola.
Vohitr'Andriana Teo Antananarivo hatrany,Andrianampoinimerina dia nanorina tanàna voahodidina hadivory hoan'ny Andriana, ka teo ambany avaratry ny rovan'Antananarivo,teo Andohalo, no nanorenany izany ka ny Andriamasinavalona, ny Andriandoriamanjaka, ny Andriantompokoindrindra, Ny andriandranando, ny Andrianamboninolona, ary ny terak’i Raberanto avy ao Ambodifahitra no nahazo nonina tao anatin'io faritr'Andohalo voahodidina hadivor io. Ny havan’andriana, ny hova ary ny mpanompo dia tsy nahazo zara-tany sy tsy nahazo nonina tao anatin'io faritr'Andohalo voahodidina hadivory io.
Tantaran'i Madagasikara Araka ny volazan'i L. Ramaroson ao amin'ny "Teto an'ivon'ny Riaka" dia efa nisy olona nonina ihany teto Madagasikara tany amin'ny roarivo taona talohan'i Jesoa Kristy tany ho any, saingy mbola vitsy dia vitsy ny mponina teto tamin'izany. Ny vazimba no voalaza fa nonina teto amintsika voalohany indrindra, dia ny taranak'ireo olona ireo izany no tondroina amin'io anarana io voalohany, fa voatondro ho vazimba koa ireo aziatika na indonezianina efa nanomboka niori-mponenana teto Madagasikara hatramin'ny taonjato Voalohany taorian'i Jesoa Kristy.
Vohitr'Andriana Marihina fa ny fandaminana ny fonenana amin’ny vohitr’andriana dia nohajain’ny ntaolo fatratra amanjatotaona maro. Nanomboka tamin’i Radama I (1810-1827) ary indrindra tamin’ny Ranavalona I (1827-1861) dia nisy hova avo razana afaka nonina amin’ny avaradrova sy avarabohitra amin’ny tendrombohitra 12. Rainilaiarivony praiminisitra moa dia ninia nanao ny lapany teo avaratry ny rovan’Antananarivo ary ambonin’Andohalo ary nohininany ho “Andafiavaratra” ny fiantso izany ho fanamarihany fa manomboka aminy dia tsy ny andriana irery intsony no mahazo monina amin’ny avaradrova sy avarabohitra amin’ny tendrombohitra 12. Nanomboka tamin’ny taonjato faha – 19 koa anefa dia nisy andriana nonina tamin’ny andrefandrova teo Antananarivo. Hatramin’ny taona 1896 anefa no nihamaro ireo taranaka hova na mpanompo namelomaso, nangataka sy nividy tany tamin’ireny avaradrova sy avarabohitra amin’ny tendrombohitra 12 ireny ka lasa iray tokotany amin’ireo taranak’andriana efa nonina teo amanjatotaona.