Top 10 similar words or synonyms for noheveriny

jodaisma    0.929171

naitatra    0.922900

hamaina    0.914862

sokela    0.912211

lexical    0.910617

latsakorana    0.908490

homena    0.905443

paka    0.904108

miely    0.902131

ftm    0.902129

Top 30 analogous words or synonyms for noheveriny

Article Example
Andrianampoinimerina Olona tia rà: Nahagaga tokoa fa tamin’ireo fanjakana fahavalony dia ny fo no nentin’Andrianampoinimerina nampanaiky azy ireny ka raha nanda izany ireo foko ireo dia notafihiny ka tsy navelany raha tsy resiny sy voababony. Fa ny amin’ireo vady amanjanany kosa dia tsy mba namindrany fo fa dia novonoiny tsisy antra na nataony sesitany lavareny raha noheveriny fa namadika azy.
Christophe Colomb I Christophe Colomb (teraka anelanelan'ny 25 Aogositra sy ny 31 Oktobra 1451 tany Zena - Maty tamin'ny 20 Mey 1506, tany Valladolid, Espaina) dia olona voalohany indrindra tamin'ny Tantara niampita ny Ranomasimbe Atlantika amin'ny alalan'ny fahitana lalana vaovao mandeha-miverina anelanelan'ny kaontinanta Amerikana (noheveriny fa ny India) sy ny Eoropa. Nanao zotra efatra izy ohatra ny mpamily sambo, ary niasa ho an'ny Mpanjaka Katolika ("Reyes Católicos", amin'ny fiteny espaniola) Isabel de Castilla sy Ferdinand de Aragón, nanome azy ny satan'ny Manjaka Faharoan'India ary ho lasa sefon'ny nosy sy tany ho hitany mandritry ny diany. Ny fahitana ny eran'ny Karaiba dia nanamarika ny fanjanatanian' Amerika. Io fahitam-baovao io dia manamarika ny fanombohan'ny Fotoana Moderna.
Rainilaiarivony Nampifaly an'i Rain ilaiarivony tamin'ny fiainany vaovao tao Alger ny hatsaran-tarehin'ny Villa des Fleurs ary ny fandraisan'ny olona azy tao Alzeria. Tsara laza tokoa izy tamin'ny olona ambony sata, izay nahalala azy ho tsara fanahy, manan-tsaina, malala-tanana ary mahafatifaty. Rehefa nisy fikomiana nanohitra ny frantsay tao Madagasikara dia nanoratra taratasy tamin'ny gazety malagasin'ny 5 Jolay 1896 i Rainilaiarivony izay manameloka ireo mpandray anjara tamin'ilay fikomiana izay noheveriny fa tsy mahay mankasitraka ny tombon-tsoa azo avy amin'ny frantsay tonga tao amin'ny Nosy. Nivoaka farany tamin'ny 14 Jolay 1896 i Rainilaiarivony hijerena ny afomangan'ny fetim-pirenena frantsay. Rehefa teny amin'ny arabe handeha hijery afomanga tokoa izy dia noharahabaina sy voatehak'ireo mpandeha sy mpijery hoe «Vive le Ministre» («Ho ela velona anie ny Minisitra»)
Fiangonana Kristadelfiana Izy ireo dia naorin'ilay dokotera Anglisy John Thomas tamin'ny 1848, izay nandao ny Hetsika Famerenana amin'ny Laoniny an'i Alexander Campbell satria izy dia tsy niombon-kevitra tamin'ny fampianaran'ny fiangonana ny amin'ny Trinite sy ny tsy fahafatesan'ny fanahy izay noheveriny fa tsy ara-baiboly sy finoanoam-poana. Nanomboka tamin'ny 1848-1863 dia nitombo izaitsizy ny fiangonana tany Ecosse sy tany Virginie. Tamin'ny 1863, ny fiangonana dia nisafidy ny anarana hoe "Kristadelfiana" mba ho voasoratra ho toy ny mpandà tsy te hiady hanoherana ny herisetra tamin'ny Ady an-trano tany Amerika. Tany ho any amin'ny taona 1890, ny fikambanana dia isan'ireo fiangonana Kristiana voalohany izay nanampy ireo Jiosy mpifindra toerana ho any Isiraely. Nandritra ny taona 1960 dia nanomboka nitory tany Afrika ny fikambanana ka nitombo fatratra tokoa ny tany Malawi, ary taty aoriana dia tany amin'ny firenena hafa sasany.
Andrianampoinimerina Noheverin’Andrianampoinimerina fa hametsifetsy ny vahoakany sy hanangona ny harena eto an-toerana fotsiny no ahatongavan’ireo vahiny (arabo, eropeana, indiana, sinoa, afrikana)ka noferan’Andrianampoinimerina fa hatreo Ambatomanga sy Betafo ary Maevatanana no azon’ireo vahiny hiakarana sy tsidihana raha avy any amorontsiraka sy avy any atsimo hoany ankibon'Imerina izy ireo. Ny Malagasy kosa dia ny Sakalava, Betsileo, Betsimisaraka sy ireo foko hafa mponina amin’ny Nosy dia navelan’Andrianampoinimerina hiakatra an’Imerina satria noheveriny fa ny lafivalon’ny Nosy no fanjakany ka vahoakany no niheverany azy ireo na dia hafa foko aza. Fantatr’Andrianampoinimerina koa fa hamotika ny vahoaka ny toaka sy fomban’ny vahiny koa nofehezin’Andrianampoinimerina tamin’ny sainy ny vahoakany ka novoriany ny vahoaka ary nalainy ny omby velona nampibobohany toaka ary nasainy norasainy ka indreo ny atin’ny omby masaky ny toaka ka niaiky ny vahoaka fa ratsy ny fomba vahiny.
Vahiny (Albert Camus) Nahare ny fahafatesan'ny reniny i Meursault. Tamin'ny fandevenana azy dia tsy naneho fihetseham-po na alahelo mihitsy izy. Rehefa nantontaniana izy raha tia hijery ilay vatamangatsiakan'ny reniny dia nandà izy, ary lasa nifoka sigara sy nisotro kafe teo anoloan'ny faty. Tsy naneho ny fihetseham-po sy ny alahelo ny izy fa nanisy resaka momba ny fihetseham-pon'n sasany tany amin'ny fandevenana. Nifanerasera tamin'i Marie izay mpiasany taloha azy. Mampiaraka izy roa ireo, lasa nilomano, nijery horonantsary komedia ary niray ara-nofo na dia vao nandevina aza. Andro vitsivitsy taoriana, dia nanampy ny namany nipetraka tsy lavitry ny toerana nisy azy Raymon Sintès izy, izay tia hamaly ny hitsaka nataon'ny sipany arabo izay noheveriny fa nampirafy azy. Nanaiky ho an'i Raymond i Meursault ary nanoratra taratasy tany amin'ny sipany ahafahan'izy sy Raymond hiray ara-nofo ary handrora amin'ny tarehiny ho valin-kitsaka. Tsy nahita antony tsy anampiana azy i Meursault, ary nahafa-po an'i Raymond ilay izy. Tsy dia naneho olana mikasika ilay ratra ara-panahin'ny sipan'i Raymond izy noho izy mino an'i Raymond momba ilay fampirafian'ilay sipany arabo, sady efa mamomamo izy ary tsy mahatsapa fiaraha-miory. Amin'ny ankapobeny dia heveriny fa mahaliana na manelingelina ny olona, na tsy mahatsapa inona na inona momba an'izareo izy.