Top 10 similar words or synonyms for niseho

nandray    0.837672

niaraka    0.835217

niditra    0.832725

niala    0.831685

euronews    0.830980

niara    0.826417

fahaleovantena    0.826389

nivoaka    0.822683

niarahana    0.819080

nandalo    0.817661

Top 30 analogous words or synonyms for niseho

Article Example
IEEE 802.11 Ny protocols ny IEEE an'ny 802.11, izay efa niseho eo amin'ny tsena dia ny manaraka izao:
Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy) Tamin'ireo gazety niseho tao Antananarivo avy eo no nanehoan'i Dox ny asa-sorany.
Bodo (mpihira) 1997 : Namoaka ny rakikira evangelika "Tsangambato" izy ary niseho sehatra voalohany tao amin'ny Palais de sport niaraka tamin'i Poopy.
Hangul Nanomboka tamin'ny taonjato fahanina, noho ny fahatongavan'ny bodisma ary ny fianjadian'i Sina, dia niseho ireo rafi-panoratana teny koreanina avy amin'ny tny sinoa: Idy, Kugyol ary Hyangch'al.
Lisp Ny niely patrana firafitry ny "raha-dia-kafa," izay ankehitriny dia raiso ho toy ny fanomezana, mazava ary ilaina ny singa misy fandaharana ny teny, dia noforonin'ny McCarthy ampiasaina amin'ny Lisp. Niseho voalohany tao amin'ny ankapobeny bebe kokoa ny endrika (ny rafitry ny cond). Izany dia nandova avy ALGOL , izay tena lasa malaza.
SPIEL Richie Anisan'ireo mpanao sary Malagasy fantatrin'ny maro i SPIEL ary io no anaram-pisehoany.Nahafantaran,azy indrindra ny fiombonana artista malagasy :Rose&Baobab.Ahitana azy koa ny D-Project,Alliance Fran├žaise,Team Mashira,sinisisa...Efa niseho tao anatin'ny revio maromaro izy ,ao anatin'izany ny no comment,Tana Planet,sinisisa...Efa niara niasa tamin'i NY EJA koa izy.
Fasisma Fasisma dia niseho tany Eoropa talohan'ny Ady Lehibe Faharoa, satria maro ny olona no nihevitra fa malemy ny demokrasia ary feno fanao mamoafady loatra ny kapitalisma sy ny tsy rariny ho an'ny vahoaka, raha ny k├┤monisma indray dia nampiray saina sy ny ara-drariny fa tsy miraharaha izay ilain'ny firenena ary mampijaly sy mananosarotra ny fandraisana andraikitra amin'ny fandraharahana .
Bodo (mpihira) 1991: Namoaka ny raki-kira "Neny" izy , izay mirakitra ny hira noforonin'izy sy i Naivo toa an'i "Fony Aho" "Misy Farany" "Dada" "Neny" "Mpanarato" "Mba Hento Aho" "Fisarahana", ary niara-niseho sehatra tamin'i Poopy sy Landy ary ny tarika Johary. Ankoatra izay dia nianatra nilalao Tantara andapihazo ihany koa Izy.
Pandemia gripa A(H1N1) Ny gripa A (H1N1) ny 2009 dia aretin-aina mora mifindra entin'ny otrikaretina gripa A amin'ny karazana H1N1 ao amin'ny zana-karazana A AH1N1 an'ny gripa tsotra. Niseho tamin'ny 2009 io virus io ary mifindra amin'ny olombelona. Ny epidemia gripaly vokatr'io fiovana io dia efa manerana ny tany tamin'ny volana nanaraka ary lazain'ny OMS fa pandemia izy io tamin'ny Jiona 2009. Io otrikaretina gripa io dia manana ny fototarazon'ny kisoa, ny vorona ary ny olombelona dia virus
YouTube Araka ny tantara fa matetika no miverimberina ao amin'ny haino aman-jery, Hurley ary Chen mandroso ny hevitra ho an'ny YouTube nandritra ny fiandohan'ny volana ny taona 2005, taorian'ny efa za-draharaha sarotra mizara lahatsary iray, ho nitifitra ny fety ao an-trano ny Chen any San Francisco. Karim izay efa nanatrika ny fety ny filazana fa efa niseho, fa Chen naneho hevitra fa ny hevitra ho an'ny YouTube naorina aorian'ny fety.