Top 10 similar words or synonyms for nifindra

tonga    0.909857

ambohimanga    0.878889

zanak    0.878353

aoriana    0.875889

zara    0.875731

alasora    0.872242

mpivarotra    0.870935

imerina    0.870015

kristianina    0.866376

nitondra    0.865686

Top 30 analogous words or synonyms for nifindra

Article Example
Bara Nifindra monina ato Isahaina tanànan-drainy izy, taorian'ny nahafatesan-drainy.
Ambodifahitra Ary farany, ny lovantsofina hafa kosa dia milaza fa ireo talasora nanaraka andRalambo avy eny Alasora raha nifindra nonina teny Ambohidrabiby izy no nomendRalambo zaratany tamin'ny atsimon'ny rovan'Ambohidrabiby hatrany Ambodifahitra. Ary taranak'ireo talasora nifindra monina ireo i Raberanto izay nataon'Andrianampoinimerina ho Zanadralambo.
Jonah 1997 nifindra tany Toliara,nianatra tao amin'ny Père Baré.Septambra 2001 nifindra tao Morondava ary nianatra tao amin'ny Lycée Privée Catholique Saint Paul.2013 nianatra tao @ Cntemad Ankadifotsy nanao gestion.2014 nanao Multimedia tao E-media.niofana manokana momba ny tontolon'ny cinéma sy ny resaka sary (concéption cinématographique) .Efa niofana tamin'ny RFC (Rencontre du film court 10 édition) (Kinoïte).
Tocantins Mitombo haingana ny isam-ponin'ilay faritany toa ny isam-ponin'ny renivohiny. Olona mahery ny dimy alina sy iray hetsy no teraka na nifindra monina tao amin'ny faritan'i Tocantins.
Ambodifahitra Ny taranaky Rafotsimarovahoaka dia milaza fa Zanadralambo avy any Ankorombe i Rafotsimarovahoaka no nifindra teo Ambodifahitra niaraka tamin'ny mpanaraka azy ary izy no razan'ny Zanadralambo eo Ambodifahitra.
Andrianamboninolona Rehefa novonoin’Andriamanelo i Andriamananitany rahalahiny dia nandositra niala teo Ambohitrandriananahary-Alasora i Andrianamboninolona ka nifindra nonina teo Analamanitra nantsoina hoe Ambohitralatenina.
Mohammad Ghorbanpour Mohammad Ghorbanpur dia teraka tao Teheran tamin'ny 6 Jona 1998 ary nifindra tany Teheran hatramin'ny faha-5 taonany, fa nifindra tany Karaj taorian'ny 8 taona niainany tao Karaj, izay naveriny tany Teheran. Nanomboka nilalao tamin'ny Santour izy, ary tamin'izany fotoana izany dia niasa tamina vondrona maro izy ary na dia tany amin'ny arabe aza. Ny mampiavaka azy amin'ny mpihira hafa dia ny mozikany amin'ny fahazazany sy ny fahaizany mamorona sy mihira.
IPod Ny headphone socket efa nifindra avy ny afovoany, ny ilany ankavanana, raha mihazona ny bokotra nifindra tany amin'ny ilany havia. Avy amin'ny iPod 'ity taranaka ity dia tsy hita ny faladiany eo amin'ny fanaraha-maso lavitra, izay midika fa ny fitaovana ampiasaina amin' izany connector tsy miasa amin'ny iPod ity. Koa tsy misy intsony nanohana ny rakitra famindrana amin'ny alalan'ny firewire, saingy dia mbola misy foana ny mety hisian'ny-poana amin'ny alalan'ny izany.
Ambohidrabiby Tamin'ny taona 1896, rehefa nofoanan'ny mpanjanatany frantsay ny firazanana teto Madagasikara sy nasaina nandoa hetra ny Malagasy isan-dahy, ireo taranaka mpanompo teo Ambohidrabiby sy Fonohasina dia tsy mba nanana tany honenana intsony ary tsy nahazo zara-tany tamin'ireo tompony fahiny, ka nifindra monina eny atsimo-andrefan'Ambohidrabiby ary namorona tanàna teo natao hoe "Antanambao". Ka izany no tsy ahitana taranaka mpanompo manana tany sy trano ao antampon'Ambohidrabiby sy ao Fonohasina fa lasa nifindra monina eny Antanambao izy ireo.
Zanadralambo Andriampolofantsy no lahimatoan'ny Zanadralambo amin'Andrianjaka. Amin'ny maha-lahimatoa an'Andriampolofantsy dia tao avaratr'Ambohidrabiby eo atsimon'ny Talata volonondry ary somary avaratry Falimanjaka, dia tao Ambohimanarivo no zara-tany nomen'ny Mpanjaka Ralambo an'Andriampolofantsy zanany tany amboalohany. Tato aoriana dia nifindra nonina tao Ankadimanga izay mbola eo avaratr'Ambohidrabiby ary atsimon'ny Talata volonondry i Andriampolofantsy sy ny ankohonany ary ireo mpanaraka azy. Rehefa izany dia niala teo Ankadimanga izy ka nifindra nonina teo Ankazobe izay eroa andafy antsinanana atsimon'Ambohidraabiby. Ary avy eo Ankazobe indray vao nifindra nonina nankeo Atsomangy ao atsimon'Ambohidrabiby. Nananjanaka roa lahy izy ka ny lahy matoa izay lehilahy manankaja natao hoe Andriamahatsiraina dia napetrany tao avaratr'Atsomangy amin'ny toerana hoe "Andafiavaratra" ary ny faralahy kosa Andriamasina dia nidina nonina teo ambany atsimon'Atsomangy amin'ny toerana atao hoe Ambany atsimo. Avy eo Atsomangy kosa no nisy nifindra monina nankeo Ambohitrantenaina. Andriantompombe dia tao andafy avaratra antsinanan'Ambohidrabiby tao atsimon'ny Falimanjaka amin'ny tanàna atao hoe Ambohidalona no zara-tany nomen'ny Mpanjaka Ralambo rainy azy ary mbola ao ny fasana nanafenana an'Andriatompombe. Ny taranak'Andriatompombe kosa dia niala teo ka nifindra monina any atsimon'Ambohidrabiby dia ao Ambatofotsy avaradrano sy ao Sabotsy Namehana. Andriamasoandro kosa dia napetraky ny mpanjaka Ralambo rainy tao andafy atsimon'Ambohidrabiby ao Manandriana. Andriampanariomanga kosa dia teroa andafy atsimo andrefan'Ambohidrabiby no zara-tany nomen'ny Mpanjaka Ralambo azy. Rehefa nanambady an'i Ravadifo zanak'Andriampanarivomanga ao Lazaina ny mpanjaka Andrianjaka dia novaina tato aoriana ho ny terak'Andriampanarivomanga no zokiny amin'ny Zanadralambo amin'Andrianjaka.