Top 10 similar words or synonyms for nianarana

governemanta    0.824022

siria    0.814820

eoropeana    0.812362

hahafahana    0.808686

mpianatra    0.807995

hery    0.807716

tanjona    0.805977

fikambanana    0.805956

indonezianina    0.804749

pahefana    0.802424

Top 30 analogous words or synonyms for nianarana

Article Example
Georges Andriamanantena Sekoly nianarana :
Siansa Ny siansa (avy amin'ny teny latina : "scientia", midika "fahaizana"), raha aitatra ny dikany, dia izay nianarana ary fantatra tamin'ny alàlan'ny fampianarana, izay lazaina fa tena marina.
Fiteny esperanto Tonga tany Japana tamin'ny ady Rosiana-Japoney ny fiteny esperanto tamin'ny fanombohan'ny taonjato faharoapolo. Ary tao Guangzhou (Canton) no nianarana fiteny esperanto voalohany indrindra tany Sina tamin'ny 1908. Ireo olona miteny esperanto manerana izao tontolo izao dia afaka mifandray amin'ny alanan'ny gazety manokana voasoratra amin'ny fiteny esperanto.
Fahaverezana ny fahaizana fiteny Ny fiteny voalohany eto dia ny fiteny izay nianarana voalohany tamin'ny fiainana. Ny fahaverezana ny fahaizana fiteny nibeazana, na "First Language Attrition" (FLA) amin'ny teny anglisy dia mikasika ny fahaverezan'ny fahaizan'ny mpifindra monina ny fiteny nibeazany. Noho izy mampiasa ny fiteny faharoany matetika. Hita amin'ny fianjadian'ny fiteny faharoany amin'ny fiteny nibeazany izany fahaverezana izany, indrindra amin'ny lafin'ny voambolana ary ny fitsipi-pitenenana.
Fahaverezana ny fahaizana fiteny Roa no isan'ireo zavatra mandray anajra amin'ny fahaverezana ny fahaizana fiteny voalohany : ny fisiana ary ny fibeazan'ny fiteny faharoa (L2) volaohany indrindra, ary koa ny fihena be ny fampiasana ny fiteny nibeazana (araka ny nolazain'i Schmid & Köpke, 2007). Amin'ny mpifindra monina izay mampiasa ilay fiteny nianarana ho fiteny mandavanandro no tena ahitana izany.