Top 10 similar words or synonyms for newari

release    0.944834

ever    0.941991

faq    0.937410

bibliography    0.935956

arabic    0.933338

grammar    0.931443

its    0.930005

packages    0.929465

western    0.928426

has    0.927814

Top 30 analogous words or synonyms for newari

Article Example
Fiteny newari Ny Nepal Bhasa (नेपाल भाषा, fantatra Newah Bhaye sy Newari) dia anisan'ny fiteny manjaka any Nepal. Voasokajy ao amin'ny fiteny Sino-tibetana io fiteny io, fa soratana amin'ny fanoratana devanagari. Ny ankabeazan'ny olona miteny Newar dia ny foko Newar, miaina ao amin'ny lohasahan'ny Katmandu, voanjadian'ny fiteny indo-eoropeana io fiteny io na dia fiteny sino-tibetana aza.
Nepal Ny teny ofisialin'i Nepal dia fiteny nepaley ary ny sandam-bola dia ropia nepaley. Misy foko sy kasitra 60 any Nepal. Ny kasitra ny Chhetri (Kshatriya) dia vondrona maro an'isa any Nepal (15,8%-n'ny isam-ponina). Ny kasitra ny Bahun (Brahmana) dia vondrona faharoa any Nepal (13,3%-n'ny isam-ponina araka ny census-n'ny 2001). Ny newar, foko voalohany indrindra nipetraka tao Nepal dia 5,4%-n'ny isam-ponina ao Nepal. Ny fitenin'izareo : ny fiteny newari dia mbola tenenina ao amin'ny lohasahan'i Katmandu. Ny foko hafa mbola misy ao Nepal dia ny herpa, ny Tamang, ny Gurung, ny Thakali, ny Kiranti ary ny Magar.