Top 10 similar words or synonyms for needham

jobin    0.947290

amiral    0.946328

bélanger    0.945093

sitting    0.942242

cochrane    0.941621

sigismund    0.941572

bergson    0.941567

yury    0.941382

sabino    0.940306

lemon    0.940134

Top 30 analogous words or synonyms for needham

Article Example
Jay Needham Jay Needham dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 30 Septambra 1984 tao Fort Worth, Texas
C.H. Latimer-Needham C.H. Latimer-Needham dia injeniera, Mpamorona ary maty ny 5 Mey 1975
Karatra Efa fantatra ankehitriny fa karatra lalaovina manerana ny tany dia avy any Sina ary nipoatra tany ilay lalao tamin'ny dinastia Tang (618-907) tamin'ny boky soratana amin'ny taratasy (mbola rolao ny boky taloha). Navoatra avy tamin'ny kodiakely avy any India ny karatra azy mifandray amin'ny asa masina. ny karatra antitra indrindra hita tia hitan' Albert con Le Coq tany Turfan, faritan'i Xinjiang. Ny karatra dia anisan'ny ohatra voalohan'ny ksilôgrafia, nipoatra tamin'ny faran'ny dinastia Tang (taonjato faha 10). I Joseph Needham dia maminavina, araky ny loharano hitany, fa mety tamin'ny taonjato faha sivy ny karatra no voaforona. Tamin'ny andron'ny Song, tamin'ny taonjato faha 11 izany, ny fivoarana dia nampiteraka ny daomy. Tonga tany Eoropa tamin'ny taonjato faha 14, tamin'ny andron'i Marco Polo, nanaitaitra ny fivoaran'ny tonta printy tety eoropa ny karatra sinoa.
Raki-pahalalana Nanomboka tamin'ny "Boky Lehibe Efatry ny Song" (宋四大書; pinyin: "Sòng sì dà shū") izay natambatra tamin'ny taonajto fahairaika ambin'ny folo ny tantaran'ny raki-pahalalana tany Sina. Ilay raki-pahalalan'ny Song, dia asa ara-kaisoratra lehibe ho an'izany fotoana izany. Ny raki-pahalalana afarany, ny "Sokatra Voalohan'ny Birao Fanangonana", dia anisana sinôgrama 9,4 tapitrisa anaty volume miisa arivo. Maro ny raki-pahalalana nandritra ny tantaran'i Sina, miaraka amin'ny raki-pahalalan'i Shen Kuo (1031-1095) amin'ny "Mengxipitan" nosoratana tamin'ny taona 1088. Misy koa ny raki-pahalalana nosoratan'ny mpamorona ary agrônôma Wang Zhen (niasa nandritry ny taona 1290 hatramin'ny taona 1333) izay nanoratra ny boky "Nong Shu" tamin'ny 1313 ; ary ny "Tiangong Kaiwu" nosoratan'i Song Yingxing (1587-1666), izay nomen'i Joseph Needham solonanarana "Diderot an'i Sina".