Top 10 similar words or synonyms for nederlandy

nifindra    0.848049

rasoherina    0.830057

imamo    0.828960

grisy    0.820581

finlandy    0.818238

alemaina    0.814359

soeda    0.811535

mpivarotra    0.809527

akadia    0.808058

namono    0.806713

Top 30 analogous words or synonyms for nederlandy

Article Example
Nederlandy Nisy ireo tamin'ny vahoaka no nilaza fa be loatra ny fahefan'ny mpanjaka. Tia hampihena ny fahefany izy ireo, ka izy ihany no mifidy ny governemantany. Tamn'ny 1848 , dia nisy ireo rotaka lehibe manohitra ny mpanjaka eraky ny firenena eoropeanina. Natahotra izany hitranga ao Nederlandy ny mpanjaka. Ka nanome alalana ana'i Hohan Rudolf Thorbecke hanoratra lalàm-panorenana ny mpanjaka. Nanomboka tamin'izany fotoana izany dia afaka mifidy ny vahoaka. Tamin'ny fiandohany dia ny manan-karena ihany no afaka mandatsa-bato. Nanomboka tamin'ny 1919 dia afaka manatrika fifidianana avokoa ny olon-drehetra.
Nederlandy Tamin'ny 1648 ny Nederlandy sy Espaina no nanao sonia soa aman-tsara. Ny mponina nerlandey dia navela hitandrina ny toerana rehetra nosamboriny. Ny ampahany Holandy izay tsy resin'ny Holandey dia nijanona tamin'ny Espaina. Taty aoriana dia anjaran'i Belzika izay ampahan-tany tsy azon'ny Holandy izay.
Nederlandy Tamin'ny Ady Lehibe Voalohany dia tsy niady ny Nederlandy. Tia nijanona ho tsy mpanatrika ady ihany koa ny Nederlandy tamin'ny Ady lehibe faharoa, fa voatafiky ny Alemanina ny firenena tamin'ny 1940. Sahala ny tany amin'ireo firenena voatafik'i Alemaina dia namono jiosy ny Antoko Sôsialista Nasionaly Alemanina. Vehivavy jiosy niaina tany Nederlandy i Anne Frank. Niafina tamin'ny Nazi ny fianankaviany sy izy ary nanoratra diary izy. Maty tany amin'ny toby fitanàna Nazi izy ary nalaza ny diariny.
Nederlandy Nanafaka ny faritra atsimon'i Nederlandy ireo tafika amerikanina kanadianina, poloney ary britanika tamin'ny 1944. Tia hiampita ny Rhin zareo araka ny Operation market Garden izay hanafahana ny ampaha sisan'ny firenena, saingy resy. Tamin'ny volana Mey 1945 ny firenena vao afaka. Nandritry ny dimy taona nanjanahan'ny Alemanina an'i Nederlandy dia eo amin'ny olona dimy alina sy roa hetsy teo ho eo no naty tao Nederlandy.
Nederlandy Raha ny marina, ny ankamaroan'ny Nederlandy dia noforonin'ny fasika izay tonga avy any amin'ny renirano maro mikoriana eo amin'ny tanim-pirenena. Zavatra niavaka renirano ny Rhin, ny Maas, ny IJssel sy ny Scelt. Ny ampahany lehibe Nederlandy dia ambanin'ny haavon'ny ranomasina. Ny anton'izany dia satria ny Holandey dia nanamaina farihy sy ny faritra maro any an-dranomasina, amin'ny alalan'ny famoronana polders. Ary noho izany dia misy ny hoe "Andriamanitra no namorona ny tany, fa ny Holandey namorona ny Nederlandy." Izany no mahatonga ny Nederlandy tena fisaka. Ao ny tena atsimo-atsinanan'ny Nederlandy, tao Limburg, misy havoana. Noho izany, amin'io faritra io dia mpizahantany holandey maro. Ny avo indrindra any amin'ny Eoropeana anjara Nederlandy, ny Vaalserberg, dia 323 metatra ambonin'ny haavon'ny ranomasina. Ny avo indrindra any Nederlandy na mety sy ny Fanjakan'ny Nederlandy ny tendrombohitra Scenery, teo amin'ny nosy Karaiba Saba, amin'ny 887 metatra.