Top 10 similar words or synonyms for nataon

zanak    0.887861

kristianina    0.871770

nosoratan    0.871652

famoronana    0.870089

merina    0.869284

nandray    0.867177

jeneraly    0.866364

mpianatra    0.866237

nivoaka    0.864529

amerikana    0.864089

Top 30 analogous words or synonyms for nataon

Article Example
Andrianamboninolona Fa ny taranak’i Rambavy ao Masindray, na dia zanaka naterak’i Andrianamboninolona aza i Rambavy, saingy hafa reny hoy ny lovantsofina, dia tsy mba natao ho “ andrianamboninolona” ny firazanany fa nataon-dRalambo ho “ zanadralambo” ny firazanany.
Andriandranando Ho takalon'izany raharaham-pihavanana sy fanoavana izany dia tsy mba nataon-dRalambo ho isan'ny folovohitra ny taranak'Andriandranandobe fa notazominy ho andriana, Andriandranandobe rahateo dia havana akaikin'ireo mpanjaka teo Alasora sy Ambohidrabiby ihany.
Andriandoriamanjaka Araka ny lovantsofina voalaza etsy ambony, na dia taranak'Andrianamboninolona aza ny Andriandoriamanjaka dia tsy mba natao ho Andrianamboninolona ny firazanany fa nataon-dRabiby sy Ralambo ho " zanakandriana" sy "mahazo manjaka mandrakizay".
Andriana Tamin'Andriamasinavalona dia notovanany antanatohatra telo teo ambonin'io antanatohatra efatra nataon-dRalambo io,izany dia mba hisorohana hatrany ny ady fanjakana eo amin'ireo taranaka ka toy izao ny filaharany avy amin'ny ambony indrindra hatrany ambany:
Andrianamboninolona Ny taranak’i Andrianamboninolona sy Rabefaravolamanjaka dia tsy mba natao ho andrianamboninolona ny firazanany fa nataon-dRalambo ho “ zanakandriana mandrakizay mahazo manjaka” afohezina hoe Andriandoriamanjaka. Anefa ireo Andriandoriamanjaka tompon’Ambohibe akaikin'Ambohibeloma ao avaratr'Arivonimamo any Imamo dia mitonona ho andrianamboninolona ihany.