Top 10 similar words or synonyms for nanjaka

niala    0.904426

ralambo    0.900101

andrianjaka    0.896972

imerina    0.891229

rabiby    0.885671

mpanjakan    0.884905

drabiby    0.881478

niteraka    0.877522

nitondra    0.875040

zanak    0.874703

Top 30 analogous words or synonyms for nanjaka

Article Example
Andriamanelo I Andriamanelo dia mpanjakan'i Madagasikara nanjaka tamin'ny taonjato faha 16.
Vohitr'Andriana teny Ambohimanga vao nianatsimo nanorina an’Antananarivo. Andriamanentoarivo dia niala teo Ambohimalaza ka niakandrefana tonga nanjaka tany Vonizongo.
Bara Maty tamin’ny ady nifanaovan’ny Bara sy ny Tanala i Rebiby. Ny taranak’Andriamandàna dia tsy navela hanjaka noho ny fahadisoana lehibe n’ny anankiray taminy tamin’ny nanambadiany ny vady navelan-drainy. Koa dia ny taranak’Andriamanely ihany sisa tavela nanjaka. Natosiky ny havany niankandrefana ireo izay voailika tsy nahazo nanjaka, ka nanangana fanjakana vaovao dia ny Bara Antikondra tany andohan'i Fiheranana.
Ranomasina Avaratra Nianjadiana ny heifomba eoropeanina amin'ny lafon'ny fivarotana ny Ranomasina avaratra. Ny Viking indrindra no nanjaka an'io ranomasina io tamin'ny taona 800 hatramin'ny taona 1100. Ny Holandey ary amin'ny farany, ny anglisy no nanjaka an'io ranomasina io. Ankehitriny, betsaka ny lava-tsolitany ampiasain'ny Anglisy sy ny Norvezianina eo amin'ilay ranomasina avaratra.
Ranavalona II I Ranavalona II, teraka tamin'ny taona 1829 ary maty tamin'ny 13 Jolay 1883, dia mpanjakavavy nanjaka teo Madagasikara tamin'ny 1868 hatramin'ny 1883.
Bara Taorian’ny nandreseny an-dRatsimive dia Ramitongoa no nanjaka nandimby an’Andriamanafotsarivo rainy tao Ranotsara Avaratra. Kanefa noho izy nahery setra, dia tsy tian’ny vahoaka ka nesoriny.
Tantaran'i Madagasikara Ny nampalaza azy dia ny fahaizany nandrindra sy nandamina ary nanitatra ny fanjakany, "Ny ranomasina no valamparihiko" no teny filamatra nentina nanjaka ary fandriampahalemana no niainan'ireo fanjakany.
Imerina-Ambaniandro Maro tamin'ireo mpanjaka merina no nitondra io nisalotra io teny "imerina" tamin'ny anarany indrindra nanomboka tamin'Andriamasinavalona toa an'Andrianavalonimerina, nanjaka teo Ambohidrabiby ary Andrianampoinimerina, mpanjakan'Imerina valo toko.
Andriandranando Tsy mba isan'ireo loharanon'Andriana nipoiran'ireo andriana meria arak'izany ny andriandranando nefa kosa dia nanjaka zanaka izy satria nohon'ny fifanambadiany tamin'ireo andriana merina dia nipoiran'Andriamasinavalona mpanjaka izy.
Tantaran'i Madagasikara Ny zoma 16 aogositra 1861, tamin'ny 7 ora maraina no niamboho tamin'ny faha-73 taonany ny Mpanjakavavy rehefa nanjaka 33 taona.