Top 10 similar words or synonyms for nampiasana

fanambarana    0.782425

masina    0.728924

velirano    0.720007

isika    0.697226

fiangonana    0.696653

reseny    0.691679

mpitondra    0.689892

ampiasana    0.686909

fizaràna    0.685266

minisitry    0.685259

Top 30 analogous words or synonyms for nampiasana

Article Example
Latabatra maro bokitra Ny Latabatra maro bokitra dia fitaovana nampiasaina voalohany teo amin'ny sehatra famokarana ny Radiô, nanomboka tany amin'ny voalohan'ny taona 1930 no nampiasana io fitaovana io.
Ariary malagasy Ny Ariary no vola fampiasa any Madagasikara. MGA no fanafohezan-teny ampiasaina hahalalana azy maneran-tany. Taorian'ny nampiasana ny Franc Malagasy (FMG) tamin'ny Repoblika voalohany, dia nampiasaina ny Ariary.
Fiteny grika Ny fiteny grika dia fiteny indo-eoropeanina. Izany no fiteny ofisialy ao Grisy sy Kipra. Ny toerana notenenana io fiteny io voalohany dia tao grika ary tao amin’ny amorontsiraky ny Azia Minora, ary tamin’ny faritra atsimon’i Italia. Nisy fotoana nampiasana ny teny grika ihany koa tao Azia Andrefana ary tao Afrika Avaratra. Ny anaran’ny fiteny grika amin’ny teny grika dia "Ελληνικά" (elliniká).
Tay Ny lava-piringa maina dia nanomboka nampiasana tamin'ity taonjato faha XXI ity. Ampiasana amin'izany ny taim-bakona aloha sy aorian'ny fampiasana ny lava-piringa. Ampy hitroka ny fofona io. Ilay fitatazana ny tay dia afaka mihetsika fa tsy miraikitra ka afaka ampiasana io amin'ny fambolena na ny fandrehetana afo.
Sinôgrama Ny soratra ampiasaina amin'ny taolam-pisikidiana dia rafitra efa navoatra tsara, izay milaza fa mety ho aloha kokoa ny taonarivo faharoa talohan'i JK ny daty nanomboka nampiasana ny soratra sinoa. Na dia porofo antitra indrindran'ny fampiasana teny sinoa aza ireo soratra fisikidiana ireo, dia efa eken'ny maro ny hoe nampiasaina tamin'ny zavatra hafa tsy ofisialy ny soratra, fa tsy naharitra noho ny taolana ireo fitaovana ireo (satria nosoratana tamin'ny bararata na hazo), ka potika hatrany.