Top 10 similar words or synonyms for naivo

nandrindra    0.957283

bodo    0.932901

tonony    0.928920

im    0.920385

studio    0.920037

administrasi    0.919350

ramanantoanina    0.913619

solofo    0.908278

ranarivelo    0.907570

tortoise    0.905806

Top 30 analogous words or synonyms for naivo

Article Example
Poopy Ny taona 1997 no nanorina tokantrano i Naivo sy Poopy,ary niteraka ny zanany voalohany nomeny anarana hoe Tahiana ary Tamin 'ny taona 2000 izy no niteraka an'i Miora, izay Zanany Faharoa.
Bodo (mpihira) 1991: Namoaka ny raki-kira "Neny" izy , izay mirakitra ny hira noforonin'izy sy i Naivo toa an'i "Fony Aho" "Misy Farany" "Dada" "Neny" "Mpanarato" "Mba Hento Aho" "Fisarahana", ary niara-niseho sehatra tamin'i Poopy sy Landy ary ny tarika Johary. Ankoatra izay dia nianatra nilalao Tantara andapihazo ihany koa Izy.
Poopy Tamin'ny taona 1991 dia nisy hatrany fiakarana an-tsehatra izay nataon'i Poopy , Bodo, Johary Ary i Landy , Nalaza tamin izany i ""Nafenina"" nokaloin'i Poopy sy i Bodo, hira noforonin'i Poopy fony izy mbola tao amin'ny tarika Njila, ary " "Hery Iray"" izy niarahany nihira tamin'i Luc sy Mahery(Johary) ary Bodo. Teo Ihany koa izy no nanomboka niara niasa tamin'i Naivo,ary nanomboka teo dia i Poopy ihany no mamorona ny tonon-kirany rehetra ary i Naivo no manao ny feony sy miahy azy eo amin'ny tontolon'ny zava-kanto.Ny taona 1992 no nanakohako tamin'ny haino aman-jery makagasy ilay hira ""Fitia Voarara"" izay namafy ny fahatsaran'ny fiaraha-miasan'i Poopy sy Naivo.Ary dia Tamin'ny 1993 izy namoaka ny raki-kira "Fandresena" sy nanamarika ny faha folo taona nihirany.Teo no nahazahoany contrat tamin ny BMG ka nankany Afrika Atsimo izy nanao an'ilay raki-kira "Malagasy Rainbow", ary nifanena tamin' i Bonnie Tyler.
Poopy Ramahavalisoa José Helihanta fantatra amin'ny solon'anarana hoe Poopy dia Mpanakanto Malagasy. Nianatra teny amin'ny Lycée Andohalo Izy ary ny anarana hoe Poopy dia solon'anaran'i Giana, izay zanaky ny nenintoany , ka rehefa mitaiza an'i Giana izy dia i Giana antsoin'ankizy hoe "Poopy Kely" ary Izy antsoin'izy rehetra hoe "Poopy Be", teo no naharaikitra ny anaran'i Poopy. Teraka tamin'ny 1966. Manambady (Naivo), ary manan-janaka mianadahy izy (Tahina sy Miora).