Top 10 similar words or synonyms for naitatra

mpitoriteny    0.932153

lexical    0.924070

boka    0.923489

noheveriny    0.922900

tranovola    0.919363

niezaka    0.915783

paka    0.914806

gojaraty    0.912897

enterprise    0.912255

dehaven    0.911402

Top 30 analogous words or synonyms for naitatra

Article Example
Zotra Fianarantsoa-Côte Est Naitatra ny hatrany Tolongoina ny zotra ary tanteraka ny no halavany, ary mandalo amina gara 17 (De Cantelou no mpandrafi-trano), tetezana 65 ary tonelina 48 no hita amin'iay zotra. no refin'ny ao Ankarapotsy.
Pôlistirenina Ny PSE na polistirenina naitatra dia namboarina amin'ny alàlan'ny fanangaroana etona sy PS vatosonga. Alohan'ny fahatairana ho an'ny lamaka ôzônina, nampiasaina ny freôna, etona KFK (na CFC : Klôrôfliôrôkarbiura), nosoloina tamin'ny biotanina na pentanina tamin'ny taona 1990.
Eoropa Andrefana Amin'ny lafiny ara-tantara, ny Eoropa andrefana dia ireo nanana fifandraisana diplômatika tamin' Etazonia nandritry ny Ady Mangatsiaka, fa naitatra izy mba ho tafiditra ao ny firenena tsy mitongilana toy ny Soisa ; manomboka mifafa ilay sary tamin'ny fanitarana ny Vondrona Eoropeanina.
Régie Malgache Naitatra hankany Alger ary Marseille ny zotra tamin'ny 27 Mey 1936. Tamin'ny 1 Novambra 1936 dia nanomboka nitondra mpandeha miaraka amin'ny Air France ary Régie Air Afrique ny Rége Malgache. Ny servisy an-tranon'ny Régie malgache dia nanao ny zotra Antananarivo-Morondava-Toliara-Taolagnaro-Ihosy-Antananarivo. Tamin'ny taona 1936 dia 182 no mpandeha, 4 228 kg ny entana ary 3 496 kg ny taratasy voatatitra.
Filipina Nanomboka tamin’ny volana Aprily ny taona 1896 ny tolom-piavotana filipina amin’i Espaina, ary nifarana roa taona tety aoriana tamin’ny fanambarana ny fahaleovantena ary ny Repoblikan’i Filipina Voalohany. Anefa ny fifaneken’i Paris nosoniavina tamin’ny 1898 namarana ny ady filipina espaniola, dia nanome an’i Etazonia ny fahefan’i Filipina. Tsy neken’i filipina izay fifanekena izay ary nanambara ny hiady amin’i Etazonia i Filipina tamin’ny 2 Jiona 1899. Ny filoham-pirenena tamin’izany fotoana izany Emilio Aguinaldo, dia voasambotry ny Amerikana tamin’ny 1901 ary nifarana herintaona taoriana ny ady. Niaiky ny fandresen’ny amerikana ny manam-pahefana filipina, anefa mitohy hatramin’ny taona 1935 ny ady. Tena nanomboka tamin’ny 1905 ny fitondran’i amerikana an’i Filipina. Nanomboka naitatra ny fizakan-tena an’i Filipina tamin’ny 1935 mba hitondra any amin’ny fahaleovantena natao ho amin’ny 1946. Voatery najanona ilay fizakan-tenan’i Filipina noho ny Ady lehibe Faharoa. Rehefa tapitra ny ady lehibe faharoa dia nahaleotena i Filipina.
Famantaranandro marani-tsaina Tamin'ny volana Jiona 2000, dia nampiseho prôtôtipa famantaranandro iray mandeha amin'i Linux i IBM. Naharitra adin'ny enina fotsiny ny vatoarany, izay naitatra haharitra adin'ny 12 taoriana. Izy io dia nanana arika 8 Mo ary nandefa an'i Linux 2.2. Nohatsaraina ary nampiana mpandrefy fampahainganana, rafitra mihovitrovitra ary mpahita dian-tanana ilay zavatra taty aoriana. Nanomboka niara-niasa tamin'i Citizen Watch Co. i IBM mba hamorona ny "WatchPad". Ilay WatchPad 1.5 dia manana efijery kasihina toka-doko 320x240 QVGA ary mandefa an'i Linux 2.4. Manana rindrankajy mandefa kalandrie izy io, Bluetooth, arika RAM 8Mo ary arika Flash 16 Mo. Nihevitra ny hivarotra io famantaranandro io 399$ ho amin'ny mpianatra ary ny mpanao bizinesy i Citizen. Kanefa dia najanony tamin'ny 2001-2002 ilay tetikasa.