Top 10 similar words or synonyms for mpiady

lohahevitra    0.829744

tandrefana    0.808841

draharaha    0.798663

lahatra    0.787757

oracle    0.787751

mpanamboatra    0.787138

mirakitra    0.783195

bokotra    0.780739

lohavy    0.775486

zo    0.773889

Top 30 analogous words or synonyms for mpiady

Article Example
Aleksandra Lehibe Rehefa tonga tany Troade izy dia nanatitra fanatitra ho an'ny ambiroan'i Priama sy Asily (ireo mpiady malaza tantarain'i Homera), vao nandroso hatrany Granique ka nanotohoto ny voalohan-tafika persiana tao.
Ady an-trano Mety ho lasa mpiady ny vondron'olona izay tsy tafiditra tao am-piandohana rehefa manomboka mahazo fitaovam-piadiana mba hiarovan-tena amin'ny andaniny sy ny ankilany. Efa nitranga ny ady an-trano nifampiadian'olona avy amin'ny vondrona maro.
Bara Nony niala Ramitongoa dia Rakitroka Ratsileondrafy rahalahiny no nanjaka. Mpiady mahery, nampitovian’ny olona tamin’Andriamanely Rakitroka Ratsileondrafy. Mbola notafihiny indray ny Tsienimbalal ka resiny ary nahazoany babo betsaka, olona sy omby. Taorian’io fahavoazana io, dia nandositra niankandrefana nanalavitra ny Bara ny Tsienimbalala ka tonga tany Mikoboka any akaikin’i Toliara.
Bara Ity lehilahy ity no nampanaiky ny foko niaraka taminy fa ny fianakavainy no manjaka sy mametra ny fitsipika mandamina ny fifandimbiasan' ny Mpanajaka Bara. Vehivavy fotsy hoditra no vadiny. Niainga avy tany am-bava ranon' i Mandrare izy ary nianavaratra hatrany Inongy, sampan' i Mananara. Nisy mpiady arivo lahy nanaraka azy.
FANJAKAN’ I MADAGASIKARA Araka ny Teny Fikasan'Andriamanitra, voalazan' ny maminany efa hatry ny ela, dia hoy Jesoa Tompo: Ahy Madagasikara ! Eo ampelatanako io ! Mpiady mahery Aho ! Izaho no Foloalindahy sy miady mandresy! Ary tsy misy firenena vahiny intsony haharombaka an’ i Madagasikara. Ary Zanahary, Andriamanitra Andriananahary, no Tompon’ ny Fahefana sy ny Fanjakana, ary Izy no mampindrana izany amin’ ny tompontany mba hanaovany ny Sitrapon’Andriamanitra.