Top 10 similar words or synonyms for mpanjaka

ralambo    0.936705

rabiby    0.897501

dralambo    0.892368

andriana    0.881279

imerina    0.878939

zanak    0.869693

taranak    0.864097

terak    0.863461

mpanjakan    0.859342

talohan    0.855785

Top 30 analogous words or synonyms for mpanjaka

Article Example
Francis II, Mpanjaka Romana Masina Francis II, Holy Roman Emperor dia mpanao politika.
Andrianakotrina Ara-tantara, Andrianakotrina dia fianakavian'ny mpanjaka Andriamanelo, raiben'i mpanjaka Ralambo (1575-1610). Arak'izany dia tsy taranaky ny mpanjaka Ralambo i Andrianakotrina fa fianakaviany ary ankevin'irony raibeny.
Nederlandy Ny mpanjaka no mitondra ny firnena, izay mpanjaka Willem-Alexander. Raha araka ny lalàm-panorenana dia voafehy ny fahefana. Araka ny lalàna, dia zon'ny mpanjaka no ampahafantarina ary anontaniana amin'ny raharahan-governemanta. Araka ny fifanarahan'ny mpanjaka ary ny minisitra, dia mety manam-pianjadiana ary fahefana betsaka noho ny nomen'ny lalàm-panorenana ny mpanjaka.
Alahamadibe Hatramin'ny Mpanjaka Ralambo ka hatramin'ny Mpanjaka Ranavalona I (1828-1861) dia nankalazaina hatrany ny "Alahamadibe".
Mahajanga Ny mpanjaka Andriamisara Efadahy ny mpanjaka sakalava farany alohan'ny natongavan'i Radama Voalohany mpanjakan'Imerina.
Lambamena Andrianampoinimerina koa hono raha nifampitsapa saina tamin'ny mpanjaka betsileo malaza iray dia nomen'ito mpanjaka betsileo ity lambalandy lafovidy notenomina tany betsielo. Manoloana izany dia naniraka tandapa naka lambajaky tamin'ny Andriandoriamanjaka i Andrianampoinimerina ka notsobarany teo afovoanin'io lambajaky io izay vao nampanateriny tamin'ny mpanjaka betsileo. Vao nahita io lambajaky io hono ilay mpanjaka betsileo dia nanoa an'Andrianampoinimerina satria hitany fa lalintsaina ito mpanjakan'Imerina ito.
Taom-baovao malagasy Voalaza fa tany Imerina dia ny Mpanjaka Ralambo (1575-1610) zafikelin'ny mpanjaka Rabiby, teo Ambohidrabiby, no nanao ny volana alahamady ho volana voalohany amin'ny taona. Hatramin'ny Mpanjaka Ralambo ka hatramin'ny mpanjaka Andrianampoinimerina (1787-1810) dia ny andro voalohany amin'io volana alahamady io no miandoha ny taona tany Imerina.
Rabiby Anjozorobe moa tamin'izany dia efa nisy fanjakana vazimba maro izay taranaky ny Mpanjaka Andriantomara, ny Mpanjaka Andriatomaramanana, ny Mpanjaka Andriantomarafefy, taranak'Andriamoraony sy Andrianerinerina, andriana jiosy niditra tany amin' ny faritra atsinanan' i Madagasikara, efa taloha be an' i J.K (jereo ny bokin' ny Pastora Ramilison Emmanuel). Nanoa mora foana an'i Habib ireo mpanjaka vazimba taranak'Andriatomara ireo ka nanaiky an'i Habib ho mpanjaka ary Habib dia naka vady an'i Ramaintsoakanjo izay zanaka vavin'ny mpanjakaben'ny vazimba tao Anjozorobe.
Ralambo Tsy ny mpanjaka Andrianampoinimerina akory fa ny mpanjaka Ralambo no nahitana ny fanambadian'ny mpanjaka vady maro mba hitazomana ny fanjakana. Isan'ireo vadin'ny mpanjaka Ralambo i Rabehavina - renin'Andriantompokoindrindra sady vadiben'ny mpanjaka Ralambo-, izany fanambadiana izany dia mba hitazomana ny fihavanana eo amin'ny f fianakavian'ny raibeny avy amin'ny reniny; i Ratsitohinamanjaka izay renin'i Mpanjaka Andrianjaka, ity fanambadiana ity kosa dia hitazomana ny tenin-dRafohy fa ny alakamisy an'Andriamanelo ary ny zoma an'Andriamananitany; ireo renin'ny Zanadralambo amin'Andrianjaka ao Lazaina, Antsomangy, Manandriana ary Ambatofotsy - ireto fanambadiana tamin'ny andriambavy maro ireto kosa dia natao hitazomana ny fihavanana tamin'ireo andriana maro nanaiky an'i Ralambo; Ary i Ravoromanga renin'ny Zanadravoromanga, ity fanambadiana ity kosa dia natao hitazomana ny fihavanana teo amin'i Ralambo sy ny mpanjaka vazimba nanjaka teo Ankotrokotroka sy Analamanga satria taranak'ireo mpanjaka vazimba ireo i Ravoromanga. Araka ny lovantsofina dia Ravoromanga no tian-dRalambo indrindra amin'ireo vadiny koa avy amin'izany ny fitenin'ny mpifankatia manao hoe "voromanganao anie aho". Ratsitohinamanjaka sy ny renin'Andriampolofantsy ihany anefa no manana fasana eo akaikin'ny fasan'i mpanjaka Ralambo ao Ambohidrabiby. Araka izany dia maro ireo taranaky ny mpanjaka Ralambo ary taranaky ny mpanjaka Ralambo eo Ambohidrabiby rehefa mpanjaka nanjaka taty Imerina nanomboka tamin'Andrianjaka ka hatramin'i Ranavalona III.
Isaia ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny