Top 10 similar words or synonyms for mpandrefy

micro    0.969239

motorola    0.969199

haritiana    0.968098

acorn    0.961251

qatar    0.958807

hime    0.958004

gear    0.957510

vmware    0.956479

rfv    0.956240

lateral    0.955910

Top 30 analogous words or synonyms for mpandrefy

Article Example
Famantaranandro marani-tsaina Ireo fitaovana ireo dia ahitana fakan-tsary, mpandrefy fampahainganana, mpandrefy haavo, mpandrefy tsindry, famantaranavaratra, mpandrefy fototnaa, mpikajy, finday, efijery kasihina, GPS, mpaneho sarin-tany, famoaham-peo, mpandaha-potoana, famantaranandro, karatra SD fantatry ny solosaina ho mpitahiry ambongadiny ary vatoaratra azo fahanana. Afaka mifandray amin'ny alalan'ny headset tsy misy tariby, paompy insolinina, mikrôfôna, modem na fitaovana hafa.
Famantaranandro marani-tsaina Tamin'ny volana Jiona 2000, dia nampiseho prôtôtipa famantaranandro iray mandeha amin'i Linux i IBM. Naharitra adin'ny enina fotsiny ny vatoarany, izay naitatra haharitra adin'ny 12 taoriana. Izy io dia nanana arika 8 Mo ary nandefa an'i Linux 2.2. Nohatsaraina ary nampiana mpandrefy fampahainganana, rafitra mihovitrovitra ary mpahita dian-tanana ilay zavatra taty aoriana. Nanomboka niara-niasa tamin'i Citizen Watch Co. i IBM mba hamorona ny "WatchPad". Ilay WatchPad 1.5 dia manana efijery kasihina toka-doko 320x240 QVGA ary mandefa an'i Linux 2.4. Manana rindrankajy mandefa kalandrie izy io, Bluetooth, arika RAM 8Mo ary arika Flash 16 Mo. Nihevitra ny hivarotra io famantaranandro io 399$ ho amin'ny mpianatra ary ny mpanao bizinesy i Citizen. Kanefa dia najanony tamin'ny 2001-2002 ilay tetikasa.