Top 10 similar words or synonyms for mpampianatra

kristianina    0.856738

nitondra    0.843804

nomen    0.839901

merina    0.838377

zanak    0.832048

betsileo    0.829866

dreniny    0.827553

kristiana    0.827061

lahy    0.823924

mpivarotra    0.823082

Top 30 analogous words or synonyms for mpampianatra

Article Example
ISCED Sahirana. Fototra ny rafi-pampianarana amin'ny mpampianatra (manokana ny mpampianatra ny lesona tsirairay).
Voninavoko sasany amin'ireo hiran'i Dadagaby ireo. Izy koa moa dia mpampianatra sy mpamorona dihy.
Julien Razafimanazato I Razafimanazato Julien, manambady ary manana zanaka telo, avy amin'ny foko tsimihety, zanaka mpampianatra izy.
Régis Rajemisa Raolison Tsy mpampianatra ihany anefa izy, fa mpanoratra ihany koa; maro karazana ireo boky nandaniany ron-doha tao anatin'ny dimampolo taona satria tamin'ny taona 1935 no nanoratany voalohany.
Julien Razafimanazato Izy no minisitra fanabeazam-pirenena tamin'ny fitondrana tetezamita Andry Rajoelina tamin'ny taona 2009 hatramin'ny 2011. Manana asa hafa koa izy, mpampianatra amin'ny Oniversite.
Kilalao Ny lalao pedagôjika dia manana anjara amin'ny fahazoana ny fahaizana. Eken'ny mpampianatra ankehitriny fa ilaina ny milalao, ho an'ny antony manaraka :
Rabesa Zafera Antoine Rabesa Zafera Antoine dia olo manga malagasy,teraka tamin'ny 20 May 1950 tao Antsohihy. Ny asa ataony dia filohan'ny Oniversite Mahajanga sady mpampianatra mpikaroka ara-tsiantifika.
Rajaonarimampianina Hery Niverina tany Madagasikara tamin'ny 1991 i Hery Rajaonarimampiannina ary niasa ho mpanao kaonty. Lasa talen'ny INSCAE tao Antananarivo izy ary mpampianatra mpanampy tao amin'ny Oniversiten'i Antananarivo ary tao amin'ny IAE ny Oniversiten'i Metz (Frantsa)).
Kilalao Mandritry ny ela, ny mpampianatra dia nanambany ny kilalao. Ho an'i Herbert Spencer, ny « kilalao dia fampiasana ny ambon-kery mihoatra, karazana sopapan'ny tanora. » Na dia nanana mpisolo-vava aza ny kilalao tamin'ny mpampianatra tamin'ny Tantara (azo lazaina Platona na John Locke, filôzôfy grika sy anglisy niaina tamin'ny taonjato faha 17), ny anjara asan'ny filalaovana amin'ny fivoaran'ny zaza dia tsy fantatra ary nambaniana raha tsy tamin'ny taonjato faha 20.
ISCED Ambaratonga 1 manondro fototra fanabeazana (fanabeazana fototra dingana voalohany), manomboka amin'ny fanombohan'ny fampianarana, na fampianarana, eo amin'ny fototry ny sokajy rafitra (iray ihany no mpampianatra ao amin'ny kilasy izay manao ny ankamaroan ' ny antokony). Ahitana ny sekoly fanabeazana fototra.