Top 10 similar words or synonyms for mitandrina

guðmundsson    0.952376

acorn    0.948147

hatoyama    0.947886

faustina    0.947226

amr    0.946871

haritiana    0.945796

mikhalkov    0.943142

mulholland    0.943004

qatar    0.942046

sachiko    0.940943

Top 30 analogous words or synonyms for mitandrina

Article Example
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara = Ny niandohan’ny Fiangonana Advantista teto Madagasikara =
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Nampalahelo anefa fa maty novonoin’olona tao an-tranony tao Anjiro i Antoine TUYAU kanefa ny rà nalatsany no vao maika lasa zezika nampitrembona sy nampirobona ny voan’ny Fahamarinana teto Madagasikara.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Nisy mpino advantista vitsivitsy nanolo-tena hampiely boky. Anisan’ireny RASOLOFO sy RASINORO vadiny. Nankany Antsirabe RASINORO ka tonga tao an-tokantranony ‘i RAJOELY mpampianatra tao amin’ny Sekoly Normaly Loteriana. Nitory ny Fahamarinana taminy RASINORO. Raha sendra niakatra tany Antananarivo izy dia nahita ilay boky kely hoe « Ny Dia ho eo amin’i Kristy » : babon’ny fahamarinana izy sy ireo zanany roalahy RABARIJOEL Jerôme sy RAJOELISON izay lasa mpitandina diso fantatry ny fiangonana Advantista eto Madagasikara.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Efa nananika ny 76.000 ankehitriny ny Malagasy Advantista izay manana Fiangonana (voalamina sy tsy voalamina) mihoatry ny 1200. Mitahy ny asany sy ny Fiangonany tokoa ny Tompo ary mitantana azy amin’ny fomba mahavariana !
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Notantarain’i Rosie ny diany sy ny fahamarinana vaovao vao azony ny rehetra ka gaga. Narary i Alice rahavaviny ka nanoro hevitra azy hamonjy ny toerana avo tany La Réunion ny dokotera . Dia lasa tany izy mirahavavy ka nitory tany sady nitsabo tena, Dia tafiditra tao ny hafatra.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Nisokatra taorian’ny Manjakaray ny fiangonana faharoa teny Tsararay avy eo nitsangana ny teny Anosibe sy teny Ambohijafy - Itaosy.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Tamin’ny 1947 no nanomboka ny fandaharana amin’ny teny frantsay tao amin’ny Radio Tananarive tao Antaninarenina ny Pasitora Jean ZURCHER, Talen’ny Kolejy. Nanao fandaharana 146 momba ny fanabeazana nosoratan’i Maurice TIECHE sy fitoriana Soratra Masina tao izy. Nandimby azy tamin’ny teny Malagasy ny Pasitora RABARIJOEL Jerôme sy RAJOELISON nanomboka ny 1949. Nosokafana tamin’izany koa ny Imprimerie Adventiste tao Soamanandrariny izay nanampy betsaka tamin’ny fampielezana ny hafatra.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Ho setrin’izany dia nalefan’ny Conférence Générale ho azy ny vola $800 hanampiana azy miaraka amin’ny boky sy gazety maro toy ny « Present Truth » (Fahamarinana ankehitriny). Voadikany sy voatontany ny boky tamin’ny volana jona 1919. Nanokatra kiosk / Librairie kely tao Andravoahangy izy ary teo no nivarotana ireo boky « Ny dia ho eo amin’i Kristy » ireo. Io kiosk io no loharano nampipariaka ny hazavan’ny fahamarinana teto Madagasikara. Sonian’olona folo anefa no ilaina vao afaka manangana Fiangonana ka teo am-pivarotana io boky io no natsipitsipy ny resaka ary izay liana ka nazoto dia noraisina ho mpikambana.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Rehefa ren’ny tany Maurice ny fanombohan’ny asa taty Madagasikara dia naniraka ny Pasitora Marius RASPAL izy hampianatra an’i André RASAMOELINA sy ireo namany nandritra ny telo volana. Rehefa izany dia niverina tany Maurice izy ary notendrena hiasa feno taty Madagasikara tsy ela taorian’izay mba hanangana ny Fiangonana. Notokanana ary ny fiangonana voalohany tao Manjakaray ny 27 Aogositra 1927. Ny 09 Oktobra no natao batisa ireo advantista 4 voalohany tao Manjakaray. Rehefa izany dia lasa nody tany Frantsa i Marius RASPAL ka ny Pasitora Joseph BUREAUD no nalefa hitantana voalohany ny asa taty. André RASAMOELINA no sekretera ary CM RAMIAKABOLA no mpitahiry vola.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Tamin’ny taona 1933 dia novidiana ny tranon’ny mpaka fo iray tao Ambohijarovo ary dia natao fiangonana sy foiben’ny asa. Nanao kaonferansa nandritra ny herintaona sy tapany ny Pastitora RABARIJOEL. Malaza tamin’izany ny kaonferansa « Ny ho avy mamirampiratra ». Be ny vokatra ka dia nitady toerana hafa hanitarana ny asa. Dia natsangana ny tao Mandrosoa - 50 Làlana Andriandahifotsy handraisana ireo mpino vaovao tamin’ny 1933.