Top 10 similar words or synonyms for mihinana

lamba    0.867368

mamorona    0.854678

miverina    0.843903

diso    0.835251

landy    0.831700

hazo    0.829850

zaza    0.825175

fitiavana    0.823959

anaovana    0.823480

avokoa    0.817515

Top 30 analogous words or synonyms for mihinana

Article Example
Sokatra Maro samihafa ny sakafon'ny sokatra, arakaraky ny karazany. Ny sasany mihinana vilona, ny hafa mihinana hena, misy koa sady mihinana zavamaniry no mihinana nofom-biby.
Vorona Mihinana sakafo isan-karazany ny vorona isan-karazany. Mihinan-kena ny ankamaroan'ny vonona ary mihinana nofon-kena izy ireo. Maro ireo vorona mihinana bibikely na trondro. Mihinana karazam-bibilava na voalavo na koa karazam-borona hafa izy ireo. Misy vorona hafa ihany koa mihinana fatim-biby. Ireo biby toa ny boloky dia mihinana voa ary voankazo.
Sokatra Nefa ny sokatra an-drano indray dia sady mihinana zavamaniry no mihinana henam-biby ihany koa. Matetika dia amin'ny fahatanorany izy no mihinan-kena ary manjary mizatra zavamaniry arakaraky ny handrosoan'ny taonany ...
Alika Ny alika dia biby mampinono, mihinana hena. Fiompy ka lazaina fa isan'ny tena namana akaiky ny olombelona Antsoina ihany koa hoe amboa. Vovò no filaza ny feony.
Vorona Noho izy ireo mafana vatana, dia mampiasa hery betsaka izy ireo. Noho izany, dia mihinana sakafo be dia be ireo raha oharina amin'ny lanjany.