Top 10 similar words or synonyms for manjaka

hono    0.899792

mantsy    0.897738

landy    0.896443

andriamanjaka    0.893384

tanteraka    0.891818

zanaka    0.884742

hova    0.882101

tompon    0.880548

andrianjaka    0.879841

fahamarinana    0.878458

Top 30 analogous words or synonyms for manjaka

Article Example
Andriandoriamanjaka Tsy voafaritra mazava kosa na ilay firazanany "zanakandriana" no manana toetra "doria" na ilay "manjaka". Ny "doria" moa dia teny semitika sy teny jiosy, izay manana heviny efatra dia "taranak'andriana" no heviny amin'ny foko sakalava, "vary akotry voafantina fanao masomboly" no heviny amin'ny foko antemoro taranak'arabo, ary "mandrakizay" sy " tsy miova" ary "alao valo" no saika heviny aty afovoantany. Tamin'ny andron-dRabiby sy Ralambo, ireo andriamanjaka, ireo renin-Andriamanjaka ary ireo zanak'Andriana mahazo manjaka no manana zo hitondra ny teny hoe "manjaka" amin'ny anarany. Ireo vadikelin'andriana na zanak'andriana nefa tsy manjaka dia tsy mahazo izany. Teo Ambohidrabiby tamin'i Ralambo dia Ratsitohinamanjaka (renin'Andrianjaka), Andrianjaka ( zanakandriana mahazo manjaka), Rabefaravolamanjaka ary ireo Andriandoriamanjaka no hany nahazo nitondra izany anarana hoe "manjaka". Ny fisian'io teny hoe " manjaka" io dia mampiseho indray ny rohim-pihavanana tena mifanakaiky izay misy amin'ny mpanjaka Ralambo sy ireo Andriandoriamanjaka ary maneho koa ny maha-zanakandriana mahazo manjaka ny Andriandoriamanjaka.
Andriatompokoindrindra Maro ireo zanaka lahin'ny mpanjaka Ralambo saingy navahany tamin'ireny i Andriatompokoindrindra sy Andrianjaka satria izy roalahy ireto ihany no mahazo manjaka fa ireo zanaky ny Mpanjaka Ralambo sisa dia tsy mahazo manjaka. Arak'izany, amin'ny mahazo manjaka azy roalahy dia Zanakandriana no firazanan'Andriatompokoindrindra sy Andrianjaka. Ireo zanaka naterak'i Ralambo hafa dia nosokajianyho Zanadralambo ny firazanany. Andrianjaka sy ny tarànany dia afaka nanjaka raha toa ka nanambady mivantana tamin' ny foko Andriatompokoindrindra.
Fiteny frantsay Talohan'ny Ady lehibe voalohany, teny fiasan'ny fianankaviana manjaka any Eoropa ny fiteny frantsay ; ary fiteny ampiasain'ny diplômata rehefa mihaona.
Teratanin'i Amerika Ny Vondrona manjaka ohatra anatin'y faritany ny tanin'ahitra (prairie) dia Ny vondrona "Siouan" (foko Deghihas, Chiweres, Dakotas...).
Ady Ny ady dia olona iray na maro mifaninana. Ny tanjon'ny ady dia manjaka ny olona na ny vondron'olona mitohitra amin'ny tena.
Andriandoriamanjaka Araka ny lovantsofina voalaza etsy ambony, na dia taranak'Andrianamboninolona aza ny Andriandoriamanjaka dia tsy mba natao ho Andrianamboninolona ny firazanany fa nataon-dRabiby sy Ralambo ho " zanakandriana" sy "mahazo manjaka mandrakizay".
Andriana Tamin'i Ralambo dia namboariny io antanatohatra anatin'ny andriana io mba hisorohana ny ady fanjakana eo amin'ny andriana ka nasiany antanatohatra efatra haon'ireo andriana tsy mahazo manjaka intsony, ka izao ny filaharany araka ny lehibe indrindra mankamin'ny kely indrindra:
Imperialisma Manjaka ny firenena hafa amin’ny alalan’ny tafiny ny firenena imperialista. Na dia izany aza dia mety tsy mampiasa herin-tafiny ireo firenena ireo fa mametraka famehezana ara-politika ary ara-toekarena eo amin’ilay firenena.
Andrianamboninolona Ny taranak’i Andrianamboninolona sy Rabefaravolamanjaka dia tsy mba natao ho andrianamboninolona ny firazanany fa nataon-dRalambo ho “ zanakandriana mandrakizay mahazo manjaka” afohezina hoe Andriandoriamanjaka. Anefa ireo Andriandoriamanjaka tompon’Ambohibe akaikin'Ambohibeloma ao avaratr'Arivonimamo any Imamo dia mitonona ho andrianamboninolona ihany.
Fanjakan'olon-tokana Raha misy mpanjaka manjaka ny firenena toy ny fitondràm-panjaka, izany dia antsoina koa hoe ny fanjakan'olon-tokana. Manana governemanta jadona dia tsy midika fa voatantana tsara na ratsy ilay firenena. famaritana ny fomba nanangana fotsiny izany.