Top 10 similar words or synonyms for manary

jodaisma    0.944810

namaky    0.936316

sokela    0.936254

tso    0.935720

hamoronana    0.934753

ong    0.934490

nofon    0.930573

hfs    0.930112

ftm    0.929303

gpl    0.927101

Top 30 analogous words or synonyms for manary

Article Example
Malawi Ny Malawi dia firenena any amin'ny faritra atsimon'i Afrika, eo anelanelan'i Mozambika, ny Zambia, ary ny Tanzania. Voafaritry ny farihy Malawi na farihy Nyassa izy, farihy fahatelon' Afrika amin'ny velarantaniny, ampadimin'ny velarantan'i Malawi ny ny farihy Malawy ary betsaka ny renirano manary ao.
Ambohimanga Nataon’Andrianampoinimerina mafy koa ny lalàna momba ny fahadiovana tao Ambohimanga: fady ny manary loto; ary na dia ny katsaka sy ny voatavo aza dia tsy navelany nambolena tao; natokana toerana tany ivelan’ny tanàna nandritry ny 3-6 volana ny olona voan’ny nendra.
Merina Amin'izao fotoana izao dia anisany zavatra mampihoroho tokoa ny faharingan'ny foko Merina, izany hoe lany tamingany ny foko. Izany zava-misy izany moa dia manana antony samihafa eo aloha ny tsy fahafantaran'ny olona fa ilaina izany fitahirizana ny fokony izany sy ny kolon-tsaina hanan'ny foko tsirairay. Ny foko izay misy ny tena dia mety ho lasa kara-panondron'ny tena satria zavatra manavaka ny tena amin'ny hafa. Ary ny olana hafa dia ny fahaverezan'ny rehareha amin'io foko, ka lasa manary ny fokon'ny tena dia mankany amin'ny foko hafa na amin'ny fanambadiana na ny kolon-tsaina.
Zanadralambo Ny zanadralambo dia nanana andraikitra manokana teo amin'ny Fanjakan'Andriana. Ny Zanadralambo dia loharanon'Andriana manjaka. Natao isan'ny mpanozondoha na mpanome tangena ny Zanadralambo. Raha nisy mpanjaka efa hiamboho (manary aina) dia ny Zanadralambo no antsoina hialany aina sy hiamparany. Tato aoriana dia natao isan'ny mpamono fatin'andriamanjaka ny Zanadralambo satria tsy misy mahazo mikasika ny taolambalon'ny mpanjaka raha tsy andriana ny firazanany dia nisy Zanadralambo nahazo nanao izany. Nisy tamin'ny Zanadralambo koa anefa toy ny ao Manadriana Avaradrano no nahazo andraikitra ho mpanenona ny firavaka volamena sy volafotsin'ny Mpanjaka.Hatramin'ny andron-dRalambo rainy hono dia Andriamasoandro no mpitohy sy mpanamboatra ny voahangy sampan-dRalambo. Ny Zanadralambo avy amin'ny fianakavian-dRabedasy kosa no nanefy ny volan'ny fanjakana merina ary Rabedasy no lehiben'ny Zanadralambo tamin'ny faran'ny fanjakan'andriana malagasy.