Top 10 similar words or synonyms for manangana

niroborobo    0.947601

qatar    0.947022

mpandrefy    0.943953

rfv    0.941217

basu    0.937377

maksim    0.937280

hanatsara    0.935963

haritiana    0.935896

আম    0.935594

vmware    0.935276

Top 30 analogous words or synonyms for manangana

Article Example
Imperialisma Ny imperialisma dia fomba fitondrana izay ahitana firenena lehibe mitady hanitatra ny fahefany any ivelan’ny sisintaniny. Ny tanjon’ny imperialisma dia ny manangana empira.
Ray aman-dreny Ny ray aman-dreny (RAD) dia ny ray ary ny reny manabe ny olona na iray. Amin’ny lafiny ara-dalàna izy ireo dia afaka manangana zaza iray ary araka izany dia afaka antsoina ray aman-dreny ihany koa.
Boeing 747 Tsy nanana chaine d'assemblage anamboarana io fiaramanidina ngeza be io Boeing. Tamin'ny nanaovana ny tetikasa 747, ilaina ny manangana ozinina vaovao. Namboarin'ny tany Everett 55 km any avaratr'i Seattle (firenan'i Washington) ilay ozinina anamboarana ilay fiaramanidina. Tamin'ny Jiona 1966, nividy tany manam-pivelarana 300 hektara tany Everett ny orinasa boeing.
Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara Ho setrin’izany dia nalefan’ny Conférence Générale ho azy ny vola $800 hanampiana azy miaraka amin’ny boky sy gazety maro toy ny « Present Truth » (Fahamarinana ankehitriny). Voadikany sy voatontany ny boky tamin’ny volana jona 1919. Nanokatra kiosk / Librairie kely tao Andravoahangy izy ary teo no nivarotana ireo boky « Ny dia ho eo amin’i Kristy » ireo. Io kiosk io no loharano nampipariaka ny hazavan’ny fahamarinana teto Madagasikara. Sonian’olona folo anefa no ilaina vao afaka manangana Fiangonana ka teo am-pivarotana io boky io no natsipitsipy ny resaka ary izay liana ka nazoto dia noraisina ho mpikambana.
Léonard de Vinci Rehefa niasa ho an'ny Dioka Ludovico i Léonard dia asa fandokoana roa no azony. Ny izay dia y mandoko piesin'aliteara ho an'ny "Confraternité de l'Immaculée Conception". Indroa nataony ilay asa fandokoana. Navelany tamin'ny moanina tany Milan ny iray, ary ny iray hafa dia nentiny ho any Frantsa ary hita ao amin'ny tranombakok'i Louvre ilay izy ankehitriny. Ireo sary hosodoko ireo dia samy mitondra ny anarana "Virjinin'ny Vato". Izy ireo dia maneho ny sarin'i Maria Virjiny ary Jesosy eo amina tendrombohitra misy mistery. Mihaona amin'i Jaona Mpanao Batisa i Maria ary Jesosy. Misy tantara (izay tsy ao amin'ny Baiboly, fa ao amin'ny fomba nentindrazana kristianina) izay mikasika ny fifanenan'i Jaona zaza kely sy Jesosy zaza kely tamin'ny lalana mankany Ejipta. Eo amin'ny asehon'ny hosodoko dia mivavaka i Jaona ary Manangana ny tanany mba hanamasina an'i Jaona i Jesosy. Tsy nisy sary hosodoko natao ohatra io taloha.
Rova Manjakamiadana Ny lapa lehibe sy mampitolagaga indrindra noho ny hatsarany ao Analamasina anefa dia i Manjakamiadana izay taty aoriana dia nanome mihitsy ny anarany manokana ho an'ny fitambaran'ny Rova! Mbola i Ranavalona voalohany ihany no nampanorina azy tamin'ny taona 1839 teo amin'ny toerana nisy an'i Felatanambola, trano hafa naorin'Andrianampoinimerina. I Jean Laborde izay mpanompon'ny Andriana mahalala kokoa ny teknika moderina no nasaina nitarika ny asa fanatanterahana. Toan'ny Tranovola dia lapa hazo manjakamiadana (tsara ho marihina fa fady tamin'izany fotoana izany ny manangana trano tany na vato teto Antananarivo!) ary na dia vahiny aza ny mpitarika ny fanorenana dia ny tompon-tany ihany no manapaka ny tokony ho atao sy manatanteraka an-davany sy an-tsakany ny ventin-draharaha. Tsy mahagaga ary raha toa ka mitaratra akaiky hatrany ny fiheverana momba ny fanorenan-dapa nentim-paharazana ny bikan'ny trano. Ny manodidina anefa dia nasiana lavarangana tohanan'ny andry makadiry ary ny tafo izay mahatratra 48 m ny ha-avony dia tsy mba nasiana intsony tandron-drano fa kosa noravahina voromahery lehibe natao tamin'ny halimo. Mba hampazava koa ny ao anaty Rova dia nasiana varavarana sy varavarankely marobe ny rindrina manodidina, hatrany amin'ny tafo. Ny fanamboarana an'i Manjakamiadana dia nitaky hery sy sorona marobe. Voalaza ary fa ny fitondrana an'i Volamahitsy (ilay andry lehibe nizaka ny trano tao ampovoany, izay nihoatra ny 40 m ny ha-avony ary 1 m ny savaivon'ny vodiny) hatrany amin'ny ala any atsinanana dia nitaky ny fikelezan'ainan'ny vatandahy mi-isa 5 arivo. Tamin'ny taona 1868-1873 dia norakofana rindrim-bato didinina tilikambo mafonja efa-joro i Manjakamiadana ary i James Cameron no nasaina nitarika ny raharaha. Nanomboka tamin'ny andron'i Radama faharoa mantsy dia nofoanana ilay fady mandrara ny fanorenana trano vato teto Antananarivo. Hatramin'ny andron'i Ranavalona reniny dia saiky tao Manjakamiadana avokoa no nitarihina ny fankalazana lehibe rehetra momba ny Fanjakana Merina ary koa nandraisana am-boninahitra ireo mpamangy avy any ivelany, na ny vahiny izany na ny tera-tany. Indraindray koa anefa dia ny Tranovola no nampiasaina tamin'izany.
Didy jadona Ny mpanao didy jadona dia mila manao zavatra maro mba nametraka ny fitondrana jadona; dia mila manaisotra ny mpanohitra (izay mety ho ara-politika na ara-pivavahana) - ny sasasny dia atsofoka am-ponja, atao sesitany (naniraka ivelan'ny firenena), na vonoina. Dia avy eo mila mandrara (na tsy hamela) antoko politika izay manohitra ny fitondrany ireo mpanao didy jadona. Dia haka ny fanana'ny antoko politika toa ny birao sy ny toy izany. Ny mpanao didy jadona dia mety hamoana na manenjika ny sasany na andrim-panjakana na ny finoana heveriny fa diso. Ny mpanao didy jadona ihany koa dia mila mamoana na manakatona andrim-panjakana demokratika toa ny parlemanta ary indraindray ny kaongresy. Misy fikambanana ara-tsosialy, toy ny vondrona mampiaro ny zo sivily, ny fikambanana miaro ny zon'olombelona, foibe fanampiana ara-dalàna, sendikam-pianatra, fikambanam-pampianatra, ny varotra na ny mpiasa sendika ihany koa ny vita sy ireo izay maharitra amin'ny asa toy izany dia mety hovonoina. Ny mpanao didy jadona dia tokony efa misy manitsy ny lalàm-panorenana, na nametraka iray vaovao tanteraka. Izany no mahatonga ny hery hanaja ny lalàm-panorenana (amin'izay dia tsy iadian-kevitra). Mpanao didy jadona dia foana ny fitsipika amin'ny fampihorohoroam-panjakana, izay ahitana amin'ny polisy miafina, borigady famonoana, fisamborana kisendrasendra na tsy fahazoana mivezivezy amin'ny alina, tsy voafetra ny fisamborana tsy misy fitsarana sy ny tambajotra ny fampijaliana foibe sy tany amin'ny toby fitanàna. Ny sasany dia manangana fitondrana jadona dia mamorona fahavalo anatiny (ao amin'ny firenena) noforonina (na tsy misy) mba hanamarinana (hanome antony) ny fampiasana ny herisetra ara-tafika amin'ny mponina tsy manan-pitaovam-piadiana.