Top 10 similar words or synonyms for madagascar

enseignement    0.830293

site    0.812164

express    0.809828

école    0.806190

institut    0.800380

service    0.799555

naturelle    0.794026

ordre    0.792519

international    0.791859

national    0.790342

Top 30 analogous words or synonyms for madagascar

Article Example
Madagascar Oil Izy no orinasa momba ny solitany « an-tanety » voalohany eto Madagasikara eo amin’ny lafiny akoran-tsolitany azo trandrahana sy velaran-tany amin’ny kilometatra tora-droa. Ao anatin’ny velaran-tany azony trandrahana no misy ireo fiandronan-tsolitany « mavesatra » ao Tsimiroro sy Bemolanga (hita tany amin’ny taona 1850 tany ho any). Sam Malin, Robert Nelson ary Alan Bond, mpandraharaha ara-toekarena aostraliana no mpanorina azy.
Air Madagascar Taona 1970 : Itarina ny isan'ireo seranam-piaramanidina izay andehanan'i Airmad : Maorisy, Kenia, Seisela ary Afrika Atsimo. Boeing 737 roa no novidiana vaovao (5R-MFA "Boina" ary 5R-MFB "Sambirano") ary nampiasaina nanditry ny 36 taona. Novidiana vaovao ihany koa ny Boeing 747-2B2M Combi (5R-MFT "Ankoay"). Nampiasaina nandritry ny 20 taona izy io ; ary io ihany no Boeing 747 hananan'i Airmad.
Air Madagascar Taona 2000-2004 : Noho ny fahasarotana ary noho ny krizy ara-tsosialy ary ara-politika ny taona 2002, voatery nisaraka tamin'ny Boeing 767-ny rehetra ilay kaompania, ary B-767-300 an'i Blue Panorama no nohofainy hahafahany manao ny zotra Antananarivo-Paris CDG. Araka ny fifanarahana nahomby nataon'i Airmad tamin'i Lufthansa Consulting izay manan-tanjona ny hampiharina ny kaompania, nahazo Boeing 767-300 ilay kaompania. Tamin'ny 2004 indray dia novaina ny filokon'ny fiaramanidin'i Airmad. Miampy roa indray ireo seranam-piaramanidina izoran'i Airmad : Bangkok ary Milan. Boeing 767-300 hafa indray no ampiasain'ilay orinasa.
Air Madagascar 1962 : Navadika ho Air Madagascar ny anaran'ilay kaompania (izay mifototra ao amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenen' Iivato). Hofainy ny Boeing 707 an'i Air France.
Air Madagascar Taona 2010-2012 : Ny taona 2001. Voasoratra ao amin'ny lisitra mainty tsy afaka misidina eo amin'ny lanitra eoropeanina ny Boeing 767-300 an'i Airmad. Ka noho izany izy tsy afaka mankany Paris na Marseille intsony. Ny taona 2012 : azon'i Airmad ho solon'ny Boeing 767 voalisitra mainty ny Airbus A340-300. Azo ny 30 Jiona 2012 ny A340 faharoa. Somary tara kely ny fahatongavan'ilay Airbus faharoa noho ny olana teo amin'ny elany havanana