Top 10 similar words or synonyms for lucien

prosper    0.974597

fernand    0.971847

camille    0.970908

edmond    0.969850

hubert    0.968400

armand    0.965485

léon    0.965141

gaston    0.963173

victor    0.962399

hippolyte    0.961348

Top 30 analogous words or synonyms for lucien

Article Example
ANDRIAMISEZA Lucien Nafindra toerana tany Maroantsetra ny taona 1938, ka tamin'izany, dia ireto asa ireto no nifandimby niandraiketany :
ANDRIAMISEZA Lucien - mpitsantsoratry ny Conseil d'arbitrage et de l'Office du Travail.
ANDRIAMISEZA Lucien Nafindra hiasa tao amin'ny «parquet»-n'i Toamasina, ary nametra-pialana tsy hiasa tamin'ny Fanjakana intsony taorian'izany, ka ny antony voalaza dia noho ny fahasalamana. Teto Antananarivo, ANDRIAMISEZA Lucien, no nipoaka ny fikomiana tamin'ny faha-29 Martsa 1947, ka ny faha-6 Aprily 1947, dia nosamborina tao Antsahabe. Notsaraina sy nohelohin'ny Fitsarana ady heloka be vava tao Toamasina ho tanana am-ponja mandritra ny 15 taona ary 10 taona tsy hahazo mandia faritany ny faha-20 ka hatramin'ny faha-27 Jona 1949. Natao sesitany tany Nosilava, ka tamin'ny taona 1956, vao nahazo famontsoran-keloka, ary dia niasa ho an'ny tenany tany Ambatolampy.
ANDRIAMISEZA Lucien ANDRIAMISEZA Lucien, niaraka tamin-dRAMILIJAONA, mpaka sary nalaza, no namorona ny PANAMA, kanefa na izany aza dia tsy azo veroka marina ny tena vaninandro niforonan'ity antoko miafina ity.
ANDRIAMISEZA Lucien Araka ireo vavolombelona vitsivitsy sendra anay, izay mbola ho vahinintsika eto atsy ho atsy, dia nifantoka betsaka tamin'ny ady ho an'ny fahaleovantenan'i Madagasikara sy ny fanavotana azy no foto-kevitra sy fampielezan-kevitra novoizin'ny PANAMA sy ireo mpikambana tao anatiny. Tsy marina ihany koa hoy ireo vavolombelona ireo ny filazana fa ny vazaha-mpanjanatany no nampanangana ny PANAMA. Ankilan'izany, ny maro tamin'ireo mpikambana tao amin'ny PANAMA no mpikambana ihany koa tany amin'ny antoko na fikambanana hafa, toy ny tao amin'ny M.D.R.M., P.D.M., JINY...
Saint-Lucien Ny INSEE dia mampiasa ny kaodim-paositra 28349.
Saint-Lucien Ny isam-ponin'i Saint-Lucien dia 231 mponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2008. Ny haavon'ny toerana ambany indrindra dia 117 metatra. Ny haavon'ny toerana avo indrindra dia 166 metatra. Ny fisiana ara-daharampehintany ary ara-daharanjarahasin'ilay kaominina dia 48.6486° ary 1.6247° amin'ny soratra desimaly.
Lucien L'Allier Lucien L'Allier dia injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Kanada teraka ny 1 Janoary 1909 tao Montréal ary maty ny 1 Janoary 1978
Lucien Bull Lucien Bull dia mpamorona teraka ny 5 Janoary 1876 ary maty ny 25 Aogositra 1972
Lucien Vidi Lucien Vidi dia mpamorona mizaka ny zom-pirenen'i Frantsa teraka ny 1 Janoary 1805 tao Nantes ary maty ny 1 Janoary 1866 tao Nantes